Varoboba

Varoboba Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Varoboba, Apparel & Clothing, Antananarivo.

✨ Aleo mba ataotsika any zaza kely indray ary alo e💖✨ Iza ilay sahirana mitady azy itony mafy  🤩👉Pointure 11,13 💥 Calite...
30/07/2025

✨ Aleo mba ataotsika any zaza kely indray ary alo e💖
✨ Iza ilay sahirana mitady azy itony mafy 🤩
👉Pointure 11,13
💥 Calite tena top
🚗Livraison partout à Madagascar

💥Arrivage arrivage kapa hoany ankizy indray reto mamah a🤗💥 Tsy mifidy vaninandro👉 Pointure 24 a 28👉 Prix abordable🚗Livra...
29/07/2025

💥Arrivage arrivage kapa hoany ankizy indray reto mamah a🤗
💥 Tsy mifidy vaninandro
👉 Pointure 24 a 28
👉 Prix abordable
🚗Livraison partout à Madagascar

💥Iza ilay ande anao vacances nefa tsy  mitady  anilay Calite tena tsara 😊😀💥 Tongava mp aingana fa ato aminay Varoboba no...
24/07/2025

💥Iza ilay ande anao vacances nefa tsy mitady anilay Calite tena tsara 😊😀
💥 Tongava mp aingana fa ato aminay Varoboba no ahitao anizany
💢Éraillée de voyage tsara be
💢 Misy hoany ankizy sy ny lehibe
👉Mp avy atrany ary e
✈️🚗Manao livraison atrany aminy faritra

22/07/2025

SAKAFON-JAZA 8 KA HATRAMIN'NY 10 VOLANA

🤱🏻Tohizana ny fampinonoana
🥛Fatran'ny rano ( avy nangotraka) omena azy : 0,5 l isan'andro
🥣Fatran'ny sakafo tokony ho lanin'ny zaza 1/2 kapoaka isan'andro

🕢SAKAFO MARAINA

⛔vary sosoa malemy asiana vovom-patsa na vovona soja na toto-kena sy Dibera, vary amin'ny anana asina fromage,
kobam-bary asiana ronono 2ème âge na kobam-bary sy dibera

🕙AMIN'NY 10 Ora:

⛔Mofo gasy na biscuit tsy misy chocolat asiana ronono 2ème âge na;
Yaourt 1/2 pot asiana biscuit tsy misy chocolat,
Ranom-boakazo asiana fromage portion 1

🕕SAKAFO ATOANDRO: afaka isafidianana ireto

⛔Vary sosoa malemy asiana tamenak'atody masaka na;
Vary sosoa / kobam-bary malemy afangaro @ toto-kena na nofon-trondron-dranomamy na nofon'akoho gasy
Vary sosoa malemy/ kobam-bary afangaro @ haricot vert nopotserina sy nofon-trondro na nofon'akoho

✔️Dessert: Akondro , papaye, voatango, fraise,...

🕓AMIN'NY 4 ora: afaka isafidianana ireto

⛔Vovon-katsaka ampiarahana ronono 2ème âge na;
Vomanga potserina asiana fromage 1 portion na,
Ovy potserina asiana fromage na;
Koba akondro ampiarahana ronono 2ème âge,

🕖SAKAFO HARIVA misafidy iray @ ireto

⛔Vermicelle na paty andrahoana @ ranon-dasopy dia asiana fromage na toto-kena na;
Vary sosoa malemy asiana voamaina nopotserina na;
Soupe légume nopotserina na;
Soupe légume nopotserina (karaoty, ovy, haricot vert, voatavo, korizety, ravin-tsalady)

zarazarao ho fanampiana ireo reny mitaiza kely
Mazotoa zaza rehetra💛

💥 Efa tena tafiditra tanteraka izao ny ririnina ry zareo a💥Mbola misy ireto botte tsara kely ireto💥 Jejo ery ny sipa kel...
19/07/2025

💥 Efa tena tafiditra tanteraka izao ny ririnina ry zareo a
💥Mbola misy ireto botte tsara kely ireto
💥 Jejo ery ny sipa kely mahazo azy
💢 Mp ary fa efa vitsy sisa izy ato a
🚗Livraison partout à Madagascar

💥Arrivage arrivage oh 😍💥 Nahidina mora be daholo ilay botte  ry zareo a.Amzay mahazo daholo 😊💥Prix 40.000ar amzay  izay ...
19/07/2025

💥Arrivage arrivage oh 😍
💥 Nahidina mora be daholo ilay botte ry zareo a.
Amzay mahazo daholo 😊
💥Prix 40.000ar amzay izay itanao ao
👉Mp avy atrany ary e
🚗Livraison partout à Madagascar

💥 Iza no mbola tsy nahazo oh💥Vitsy kely sisa fa sao tara eo💛🩷✨ Mp ou wathap 0343345680🚗Livraison manerana ny nosy
18/07/2025

💥 Iza no mbola tsy nahazo oh
💥Vitsy kely sisa fa sao tara eo💛🩷
✨ Mp ou wathap 0343345680
🚗Livraison manerana ny nosy

✨ Aza jerena fotsiny fa sao anenina✨ Mbola misy atrany ireto gourde thermos tsara kely ireto maman a❤️💥 Mitana afanana b...
18/07/2025

✨ Aza jerena fotsiny fa sao anenina
✨ Mbola misy atrany ireto gourde thermos tsara kely ireto maman a❤️
💥 Mitana afanana be mihintsy
💥Mety tsara hoany zaza ilay tsy mazaka misotro rano mangatsika ireny
💥Mety hoany reny ihany ko raha mande itondra zaza mivoka anaovana biberon zaza🍼
👉 Vaovao ihany ko sady modèle unique
👉 450ml, 800ml, 600ml
🚗Livraison a partir de 3000 Ar

✨ Table de dessin tsara be ry maman a💥✨ Afaka ampiasainy ankizy tsara aminizay anaovany azy💢 Atao fianarana lesona💢 Fihi...
18/07/2025

✨ Table de dessin tsara be ry maman a💥
✨ Afaka ampiasainy ankizy tsara aminizay anaovany azy
💢 Atao fianarana lesona
💢 Fihinanany sakafo
💢 Anaovana sarisary ao antrano aminizao vacances izao☺️
✨ Prix 45.000ar
Mp Aingana raha anjifa azy
👉Wathap 0343345680
✈️🚗Livraison partout à Madagascar

💥Pot kely d'apprentissage maman a✨ Tsy ataorana mianjera mihintsy zaza✨ Tsy lany vola aminy coche intsony ianao👉Prix 250...
17/07/2025

💥Pot kely d'apprentissage maman a
✨ Tsy ataorana mianjera mihintsy zaza
✨ Tsy lany vola aminy coche intsony ianao
👉Prix 25000ar
🚗Livraison partout à Madagascar

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Varoboba posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share