01/01/2026
Ny SAVOKA FANILO dia miarahaba sy mirary soa ho Antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2026
Mirary taona feno fahombiazana ho Anao sy ny Ankohonanao Izahay
Mankasitraka an' ireo izay nanjifa ary mbola hanjifa ny vokatra vokarinay 🙏🙏
Mirary soa ho Antsika rehetra ❤️❤️