MiniChic

MiniChic 🔥 MiniChic — La mode qui te fait briller sans casser ton budget ! Looks tendance, petits prix, grand style 💃
N’attends pas pour être la plus stylée

Ato indray tsika Ary eh😊🔥🥰Robe en cuir Zara édition 2025🥰🔥Manches bouffantes élégantesCoupe flatteuse et contemporaineLo...
18/12/2025

Ato indray tsika Ary eh😊
🔥🥰Robe en cuir Zara édition 2025🥰🔥
Manches bouffantes élégantes
Coupe flatteuse et contemporaine
Look chic et polyvalent
Taille XS S

A seulement 25000ar

Sur livraison ihany aloha an

🥰🎀Talon aiguille🎀🥰Tena hoe mamikely😍Noir : 38Gris/noir : 36 38 39Argenté : 38 39Bigtree sous cartonMP Ary e😍
07/11/2025

🥰🎀Talon aiguille🎀🥰
Tena hoe mamikely😍
Noir : 38
Gris/noir : 36 38 39
Argenté : 38 39

Bigtree sous carton

MP Ary e😍

07/11/2025

🔥Misy kiraro bombe be alefantsika eto aveo🔥

🎀Ireto ny housse mamikely🎀Disponible sur commande ireo anSous 15 à 20 jours n'y livraison🛵🛵Misy accompte aloa pour valid...
29/10/2025

🎀Ireto ny housse mamikely🎀

Disponible sur commande ireo an

Sous 15 à 20 jours n'y livraison🛵🛵

Misy accompte aloa pour valider la commande an.

Ndao Ary teneno am mp ny téléphone anao e😍🥰

🎀Robe d'été fluide ✨dos nue 🎀Tissus en Polyester et coton malefaka be 🥰 Taille XS à XLMp Ary eh
29/10/2025

🎀Robe d'été fluide ✨dos nue 🎀
Tissus en Polyester et coton malefaka be 🥰
Taille XS à XL

Mp Ary eh

🎀🥰Ireto ndray n'y Robe manjakely🥰🎀Robe dos nue stylé ✨Dispo en XS à XL Tissus doux et confortable tsara😍 Mety tsara amin...
29/10/2025

🎀🥰Ireto ndray n'y Robe manjakely🥰🎀
Robe dos nue stylé ✨
Dispo en XS à XL
Tissus doux et confortable tsara😍
Mety tsara amin'izao Andro mafana izao mitsy Ireto an

Sur commande koa izy ity Dia accompte no hivalidena ny commande an

Mp foana Ary eh

29/10/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tsanta Chichi Tolotriniavo, Souleymane Ouedraogo, Mihaly Rah, Ravakin'iaina Faniry Randriharimanana, Mano-l Rkt, Razafindrakoto Sitraka Niaina, Sitraka Harivelo, Alfyh Tsy Offisialy, Notre Coin Mariage, Brayane Naël, Priscah Andrianantenaina, Mëndrikã Niainã, Ny Aiko Soa, Linja Andrii, Zu Hoby Randrian

Let's go🔥On reprend le boulot🔥Mirary herinandro feno Fahasoavana ho antsika rehetra Ary oh😍🥰
27/10/2025

Let's go🔥
On reprend le boulot🔥

Mirary herinandro feno Fahasoavana ho antsika rehetra Ary oh😍🥰

Mbola Kapa ihany ohh🎀😍😍Compensé classe 😍Pointure:36:37:38:39:40( normal )Couleurs : noir , léopard, camel, marron Qualit...
24/10/2025

Mbola Kapa ihany ohh🎀😍

😍Compensé classe 😍
Pointure:36:37:38:39:40( normal )
Couleurs : noir , léopard, camel, marron
Qualité : tena 😍
Hauteur :(6-7cm)

Mp Ary eh

🎀Kapa stylé kely🎀Maivana Kely Sady ny Andro Zao efa hafana fa aza tara anMalefaka tsy mora mihofaka, mahazaka rano tsara...
24/10/2025

🎀Kapa stylé kely🎀

Maivana Kely Sady ny Andro Zao efa hafana fa aza tara an
Malefaka tsy mora mihofaka, mahazaka rano tsara
Semelle en simili cuir

Sur commande izy ity Ary mandefa accompte 60% pour validation commande.

Dispo pt 36 à 40

💸45000ar

Livré sous 15 à 20 jours

Aza tara Ary an😍

*🎀 Kapa Style & Mora entina 🎀*Kapa plateforme tendance izao! 🥰 Sady n'y andro efa hafana✔️ Mety amin’ny asa, fitsangatsa...
23/10/2025

*🎀 Kapa Style & Mora entina 🎀*

Kapa plateforme tendance izao! 🥰 Sady n'y andro efa hafana
✔️ Mety amin’ny asa, fitsangatsanganana na fety
✔️ Malefaka tsara entina

📍 Livraison

MP avy hatrany ary oh

23/10/2025

Teny entina hanentanan Kely amin'ity Alakamisy ity ary e
👉🏻Tsy misy fahombiazana tsy misy fahasahiana👈🏻

Mety tsy ho lavorary avy hatrany fa Mandeha tsikelikely eo💪🏻

Courage daholo eh💪🏻 tsika tsy maintsy tafita🔥🔥

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MiniChic posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share