07/01/2026
Vaovao ny taona🥳
Ka izao no fotoana hanombohana indray, hirosoana amin’ny fivoarana
Taona vaovao handraisana défi vaovao😊
Aza adino ny mivavaka, fa ny vavaka no fototry ny fitahiana sy ny fahombiazana.🙏🏻❤