Mi&Ti Shop

Mi&Ti Shop ☎️0387812062 /0324853464

🩵🩵
07/06/2026

🩵🩵

30/05/2026

😂Blague kely 🤓😂

Bonjour arrivage tapis de voiture et housse de volant ❤️🤍
14/05/2026

Bonjour arrivage tapis de voiture et housse de volant ❤️🤍

Vous validez le look ?? 🩷Bonne semaine à tous 🩷
26/04/2026

Vous validez le look ?? 🩷
Bonne semaine à tous 🩷

Bonsoir daholo 😻Tratry ny krismasy daholo eh 🧸Tena Efa ela tsy nisy publication tato noho ny asa sy ny fianarana fa anda...
26/12/2025

Bonsoir daholo 😻
Tratry ny krismasy daholo eh 🧸
Tena Efa ela tsy nisy publication tato noho ny asa sy ny fianarana fa andao asiana jeux ahazoana 30 000 Ar ❤️
1]Voalohany Mila abonné
2]Inviteo amie hi abonné ny page
3] Capture ho porofo
4] Partage en mode publique anaty page izay misy anao
Izay fa Mirary soa tsy dia manao pub momba ny entana fa kosa mbola misokatra foana ireo boutique nahafantaranao anay
Misy livraison ihany koa
Maro be mihitsy ianareo no miantso ilay numéro ao io fa kosa hialana tsiny fa tsy dia disponible intsony iny fa ity afaka antsoinareo 0332124400
❤️🥰
Aleo Feno 500 Mpanaraka amzay MBA mandeha normal Tsara Mbola mitohy foana zany lalao 🥰

04/10/2025
Maillot dispo de suite ❤️
24/09/2025

Maillot dispo de suite ❤️

Ho afa Po foana ianareo satria ny qualité foana no atolotray 🥰Aza misalalasa mandefa commande 😊
20/09/2025

Ho afa Po foana ianareo satria ny qualité foana no atolotray 🥰
Aza misalalasa mandefa commande 😊

Tsy dia mamoaka sary matetika Cliente ny page Raha Tsy mahazo alalana fa ity cliente ity kosa tena afa Po foana Maro be ...
20/09/2025

Tsy dia mamoaka sary matetika Cliente ny page Raha Tsy mahazo alalana fa ity cliente ity kosa tena afa Po foana
Maro be koa ianareo client(e) no afa Po
Mankasitraka indrindra 🥰🫶🏻
Ho Mamy Hatrany anie ♥️

Address

Avance Center Behoririka Box G005
Antananarivo
TINAKELY

Opening Hours

Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi&Ti Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share