13/04/2026
Salama tompoko 😊,
Misaotra betsaka tamin’ny faharetanareo nandritra ilay fotoana tsy nisian’ny livraison talohan’ny P***a 🙏
Vaovao tsara 🎉 : efa miverina indray ny livraison! Afaka mandray commande izahay izao, koa aza misalasala mandefa hafatra fa vonona hanompo anareo izahay 😊
Tongava maro tompoko!☺️