12/02/2026
Tour tsika eto Fianarantsoa indray izao 🥳
📣Promotion d'ouverture
- Olona 10 tonga voalohany mahazo t-shirt
- Olona 15 tonga manaraka mividy 01 mahazo 01
- Olona 25 tonga manaraka mahazo remise na fihenambidy 25%
📍 Boutique : ANTARANDOLO en face Hotel Escal sur RN7
Koa aza tara ary fa eny amin'ny Boutique ny fotoan-tsika