Ruella Company

Ruella Company Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ruella Company, Mamory Ivato, Antananarivo.

🌍Service d'achat International depuis Madagascar🇲🇬
🔸En Collaboration direct avec nos Fournisseurs en Chine 🇨🇳 service 100% fiable et assuré ✨💼
🔸 Passez vos commandes Gros ou détail en Mp📩 voie aérienne ✈️ ou par bateau 🚢

17/05/2026

Aveo ndrai ny fotoana ao amin'ny Tik-Tok ann😍❤️ Omano ny Méga😘💋 Prix cadeaux be foana🎉

Araraoty fa efa vitsy kely sisa.😘Mitohy foana ny Live sur Tik-tok 50.000ar ny parrure 3pcs❤️🎉 12 isa sisa ny ataontsika ...
14/05/2026

Araraoty fa efa vitsy kely sisa.😘

Mitohy foana ny Live sur Tik-tok 50.000ar ny parrure 3pcs❤️🎉
12 isa sisa ny ataontsika Live demain dia lany tanteraka, zay tonga voalohany ny mahazo fa sao taraiky ary😊

Demain ndrai ny fotoana ary eh🤩

14/05/2026

Mankasitraka ❤️🙏

Misaotra be dia be ry malala isany fa tena lany tanteraka ny tany amin'ny dépôt ah😘💋 demain ny Live ao amin'ny Bureau dia lany tanteraka ny Parrure 3pcs🤩

Tena faly loatra izahay fa tinareo be ilay Parrure antsika😍😍

Rapitso indray ny fotoana ary😘

📢 Avis important à notre aimable clientèleAfin de garantir la sécurité du transport de vos marchandises, nous vous rappe...
13/05/2026

📢 Avis important à notre aimable clientèle

Afin de garantir la sécurité du transport de vos marchandises, nous vous rappelons que les articles suivants sont strictement interdits pour tout envoi par bateau ou par avion ✈️🚢 :

🚫 Explosifs
🚫 Armes à feu, y compris les jouets
🚫 Épées et objets de guerre
🚫 Gaz - briquets
🚫 Substances toxiques
🚫 Contenants sous pression
🚫 Solides et liquides inflammables
🚫 Substances infectieuses
🚫 Produits chimiques et matières radioactives
🚫 Jouets sexuels
🚫 Drones

⚠️ Toute marchandise contenant l’un de ces articles sera refusée à l’entrepôt et retournée directement à l’expéditeur.

Nous vous remercions pour votre compréhension et votre coopération 🤝

Coucou lisany🖐️Reto ndrai ary ny Sac de marque antsika eh❤️🍒 tena tonga lafatra ry malala, alefaso ny commande fa tena h...
13/05/2026

Coucou lisany🖐️

Reto ndrai ary ny Sac de marque antsika eh❤️🍒 tena tonga lafatra ry malala, alefaso ny commande fa tena hoe au top ny qualité,anome zavatra tsara nefa mora ho anareo foana izahay💋
📌À partir 10000ar dia efa mahazo ann😘🤩

Afaka miditra mp amin'ny pages ianareo raha mila fanazavana misy2😊🤩
SUR COMMANDE❌

12/05/2026

Bonjour daholo ndrai ohh🖐️
Nangingina kely tsika tatoato fa ndao ary anao liquidation avant arrivage ehh😋😋

🍒Parfum Chanel
🍒 Parrure 3pcs( Housse de couette, Drap, Taie d'oreiller)

❌ Ataontsika 50000ar ny 1🎉 tena prix cadeaux be mihintsy🤩

🍒Bocal 3pcs ataontsika 40000ar amizay koa🤩🤩

🍒 Ensemble Théillère efa 3 sisa ahhh 📢 alefatsika 100.000ar ny 1🤩🤩

Mandefa Mp na miantso ny 0382441349 ary sao taraiky e😘💋

09/05/2026

Aza tara annnn,ato an page sy tik tok live tsika aveo🔥❤️Ao anatiny misy fizarana credit⚘️

09/05/2026

Bonjour lisany🖐️
Mitohy ny Live déstockage manomboka après-midi avy eo😊
Prix mahagaga satria ataontsika faradoboka avant arrivage izy io🎉🎉

Rariva ary ny fotoana ao amin'ny Tik-tok eh😘💋 bn journée

08/05/2026

Coucou🖐️

11h30 ndrai ny fotoana rankizy ah💋 déstockage be ao amin'ny tiktok koa aza tara🤩🤩

07/05/2026

Ref:103
Ity modèle ity koa anisany tena be mpitia🤩🤩

Misy ho an'ny Lit une place sy 2 ary 3 plcs izy ity😍
Amin'ny vidiny 60000ar ny une place, 80000ar kosa ny 2 ary 3plcs🤩🤩

Livraison Gratuite hatrany🤞 mbola mahazo cadeaux surprise ianareo😘

07/05/2026

Rzf:102
Ity koa misy modèl tsara kely hafa ndrai❤️ izay mivoaka hoa dia mambabo fo avokoa😍😍

Misy Une place sy deux ary trois places izy ity🤞

Raha une place dia iray mitovy amin'ny sary ny fonon'ondana miaraka aminy, raha 2 na 3plc kosa dia 2 ny taie d'oreille miaraka aminy❌❌

Livraison gratuite hatrany ary mbola mahazo cadeaux surprise av aty aminay ianareo😘💋

Address

Mamory Ivato
Antananarivo
101

Telephone

+261382441349

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ruella Company posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ruella Company:

Share