Accessoires à Prix Doux

Accessoires à Prix Doux Mivarotra Accessoires izay hilainao rehetra Tsara kalitao Nefa Mora vidy
Atsoy ny 038 74 731 66,038 13 484 63

03/02/2026

📸 SELFIE STICK + TRÉPIED AVEC LUMIÈRE LED 🌟
Te hanao photo & vidéo pro amin’ny téléphone ve ianao ?
Ity no solution parfaite ho an’ny selfie, TikTok, vidéo, live, vlog, voyage 😍
✅ 2 en 1 : Selfie stick + Trépied
✅ Lumière LED intégrée (lumière forte & claire)
✅ Télécommande Bluetooth (prise photo à distance)
✅ Pliable & léger – mora entina
✅ Compatible Android & iPhone
💥 PRIX : 27 000 Ar 💥
📞 Commande & infos : 038 58 548 17
⚡ Stock limité – Aza tara !
Ataovy pro ny contenu-nao amin’ny prix mora 💯🔥

02/02/2026

💡 MIROIR LED CHARGEABLE – Modern & Pratique 💡
Ataovy lavorary ny makiazy sy fikarakarana tarehy amin’ity miroir LED chargeable ity ✨
✔️ Hazavana LED mazava sy malefaka
✔️ Rechargeable (tsy mila pile)
✔️ Misy fitaratra maro (grossissant)
✔️ Design moderne sy élégant
✔️ Mora entina sy mora ampiasaina
💰 Vidiny: 50.000 Ar
📦 Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
📞 Contact :
📱 033 20 276 28
📱 038 58 548 17
⚠️ Quantité limitée – raiso dieny mbola misy!
👉 Antsoy na manorata message dieny izao 💬💄

✨ LISSEUR RE*****ON 230°C – SUPER QUALITY ! ✨🔥 Tena mahitsy avy hatrany – Afaka mahatratra 230°C ho an’ny vokatra milami...
22/11/2025

✨ LISSEUR RE*****ON 230°C – SUPER QUALITY ! ✨

🔥 Tena mahitsy avy hatrany – Afaka mahatratra 230°C ho an’ny vokatra milamina, malama ary maharitra 💯
💨 Mafana haingana – Tsy mandany fotoana, afaka mampiasa avy hatrany !
💎 Plaques céramique haute qualité – Miaro ny volo, tsy manimba, manome famirapiratana ✨
💁‍♀️ Tonga lafatra ho an’ny volo rehetra – Lava, fohy, mivolombolombo na volontsôkôlà, mety daholo !

🎁 Tena mety ho cadeau, ho an’ny usage personnel, salon, barber…

📌 Vidiny : 80.000ar
📞 Antso / WhatsApp : 0385854817

✨ Aza tara !, maka dieny izao 💥

🔥 MONITEUR DELL U3419W – 34” Incurvé UltraWide 4K 🔥🎮 Expérience immersive garantie !Ity écran incurvé 34” ity dia manome...
18/11/2025

🔥 MONITEUR DELL U3419W – 34” Incurvé UltraWide 4K 🔥

🎮 Expérience immersive garantie !
Ity écran incurvé 34” ity dia manome sary mazava, loko madio ary champ de vision mivelatra be 😍. Tena tonga lafatra ho an’ny gaming, montage vidéo, bureautique, na même travail professionnel 🤩.

✨ Avantages principaux :
✔️ UltraWide 4K – qualité exceptionnelle
✔️ Écran incurvé 34” pour plus de confort visuel
✔️ Ports HDMI & DisplayPort
✔️ Design premium, stable ary madio be
✔️ Idéal ho an'ny gamers sy professionnels

💸 Prix : 800.000 Ar seulement !
📞 Contact : 038 585 48 17 / 038 47 227 94
🚚 Livraison possible – Rapidité & fiabilité 💯

🔵 Dell – Quality you can trust !

🔥 Gaine Bandage Minceur 🔥Tia vatana tony sy mirindra ve ianao ? Ity no vahaolana ho anao !✅ Manampy amin’ny fandoroana t...
13/11/2025

🔥 Gaine Bandage Minceur 🔥
Tia vatana tony sy mirindra ve ianao ? Ity no vahaolana ho anao !
✅ Manampy amin’ny fandoroana tavy sy fanamafisana ny kibo
✅ Mora apetraka, mety amin’ny fiainana andavanandro
✅ Mampihena ny tavy sy manome endrika mirindra

💰 Prix :

3m : 24.000 Ar

6m : 29.000 Ar

📞 Numéro : 0385854817, 038 74 731 66

💪 Aza adino, vatana tony, fiainana mahafinaritra
☺️Mety daholo na lahy na vavy☺️

💡✨ Guirlande lumineuse extérieure 10m – 10 ampoules ✨💡Apportez une touche magique à votre jardin, balcon ou terrasse 🌿🌙💧...
13/11/2025

💡✨ Guirlande lumineuse extérieure 10m – 10 ampoules ✨💡
Apportez une touche magique à votre jardin, balcon ou terrasse 🌿🌙
💧 Résistante à la pluie (IP65 Waterproof)
💡 Lumière chaude et élégante pour vos soirées romantiques ou fêtes 🎉
🔌 Prête à brancher et facile à installer 😍

📏 Longueur : 10 mètres
💡 Nombre d’ampoules : 10 pièces
💰 Prix : 80.000 Ar seulement !
📞 Contact : 038 58 548 17, 038 74 731 66

Transformez vos nuits en moments lumineux et chaleureux ✨🌌

💡✨ Guirlande lumineuse extérieure 10m – 10 ampoules ✨💡Apportez une touche magique à votre jardin, balcon ou terrasse 🌿🌙💧...
13/11/2025

💡✨ Guirlande lumineuse extérieure 10m – 10 ampoules ✨💡
Apportez une touche magique à votre jardin, balcon ou terrasse 🌿🌙
💧 Résistante à la pluie (IP65 Waterproof)
💡 Lumière chaude et élégante pour vos soirées romantiques ou fêtes 🎉
🔌 Prête à brancher et facile à installer 😍

📏 Longueur : 10 mètres
💡 Nombre d’ampoules : 10 pièces
💰 Prix : 80.000 Ar seulement !
📞 Contact : 038 58 548 17 ,038 74 731 66

Transformez vos nuits en moments lumineux et chaleureux ✨🌌

💥 *Correcteur de Dos Postural – 21 000 Ar fotsiny !*  Reraky ny mijoro na mipetraka ela ? Marary lamosina ? Ity *correct...
29/10/2025

💥 *Correcteur de Dos Postural – 21 000 Ar fotsiny !*

Reraky ny mijoro na mipetraka ela ? Marary lamosina ? Ity *correcteur de dos* ity no vahaolana !
✔️ Manampy hanitsy ny lamosina sy ny soroka
✔️ Mampihena ny fanaintainana sy havizanana
✔️ Mety amin’ny asa birao, fianarana na fanatanjahantena
✔️ Vita amin’ny akora malefaka sy mahazo aina

📏 *Disponible amin’ny taille* : L, XL, 2XL
💰 *Vidiny : 21 000 Ariary*
🚚 Livraison haingana manerana an’i Madagasikara

📲 *Manafatra amin'ny : 038 74 731 66 / 038 58 548 17

🦶 *Sandales Massage Réflexologie – Fahasoavana ho an’ny tongotrao !  Atsaharo ny havizanana sy fanaintainana ! Ireo sand...
28/10/2025

🦶 *Sandales Massage Réflexologie – Fahasoavana ho an’ny tongotrao !

Atsaharo ny havizanana sy fanaintainana ! Ireo sandales massage ireo dia :
✔️ Manery ireo points réflexes amin’ny tongotra
✔️ Mampitony ny adin-tsaina sy ny fery amin’ny vatana
✔️ Manampy amin’ny fanatsarana ny fivezivezen’ny rà

✅ Mety amin’ny olona miasa mijoro na mipetraka ela
💰 Vidiny mirary – Qualité tsara

📲 *Manafatra amin’ny : 038 58 548 17 / 038 74 731 66*
🚚 Livraison rapide manerana an’i Madagasikara
🌏 Pointure :36.37;38.39;40.41;42.43;44.45
🔗Prix: 33 000 Ar

💥 *Correcteur de Dos Postural – Fiverenana amin’ny toetra voajanahary !*  Marary lamosina ? Miondrika loatra rehefa mand...
25/10/2025

💥 *Correcteur de Dos Postural – Fiverenana amin’ny toetra voajanahary !*

Marary lamosina ? Miondrika loatra rehefa mandeha sa mipetraka ela ?
Ity correcteur de dos ity no manampy anao hanitsy ny fihetsika sy hiaro ny hazondamosinao.

✔️ Manitsy tsikelikely ny lamosina sy ny soroka
✔️ Manampy amin’ny fialan'ny fanaintainana sy havizanana
✔️ Mety amin’ny asa birao, mpianatra, na mpanao sport
✔️ Mivilana, azo ahitsy arakaraka ny vatana

🎯 Mety ho an'ny lehilahy sy vehivavy
📦 Mora ampiasaina, malefaka ary maivana
📲 *Manafatra amin’ny 038 74 731 66,
038 58 548 17
🌏tailles :L;xl;xxl
🔗Prix: 21 000 Ar

🌀 MIXEUR BLENDER SILVER CREST 4500WAtaovy haingana sy mora ny fanamboarana *jus, smoothies, sauce, na pâte* 💪    ✅ *CAPA...
24/10/2025

🌀 MIXEUR BLENDER SILVER CREST 4500W

Ataovy haingana sy mora ny fanamboarana *jus, smoothies, sauce, na pâte* 💪

✅ *CAPACITÉ 2,5L* – tonga lafatra ho an’ny fianakaviana
✅ *Moteur tena matanjaka 4500W* – performance tsara antoka
✅ *Lames en inox* – maharitra, marina ary mahomby
✅ *Bika tsara sy miloko mena* – manome hatsarana ny lakozia

💰 *Kalitao matihanina amin’ny vidiny mirary !*
🚚 Livraisons haingana manerana an’i Madagasikara*

👉 Alefao haingana ny commande nao
📲 *Antsoy 038 74 731 66*

Address

Ankazomanga
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Accessoires à Prix Doux posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category