17/11/2025
๐ง MIHENA AMPITOERANY NY ATIDOHA RAHA TSY AMPY TORIMASO NY OLONA IRAY : Voaporofo ara-tsiansa izany!!!
Ny fandinihana navoaka tao aminโny Scientific Archives (Deutsch, 2022) dia manazava toejavatra mampanahy:
๐ Rehefa tsy ampy torimaso ampy ny olona, dia mivadika ho โMODE SOSโ ny atidohany ka manomboka mihinana ny tenany ihany โ antsoina hoe ยซ AUTOPHAGIE NEURONALE ยป
๐ฌ Inona no miseho rehefa tsy matory?
โMiakatra ny โSTRESSโ ao aminโny atidoha, ka manomboka manapotika ireo ampahany sarobidy ao aminy ny sela (neurone) mba hiarovana tena.
โข Raha voalanjalanjanโny vatana dia tsara ny ยซ autophagie ยป, fa raha be loatra noho ny tsy fahampiana torimaso dia lasa manimba ka:
๐ฅHihena ny fitadidiana
๐ฅTsy hisy ny fifantohana rehetra atao
๐ฅHihena ny fifandraisanโny sela ao aminโny ati-doha ka hampipoitra ny ALZHEIMER sy ny aretina PARKINSON
๐Fandalinana hafa (Haynes et al., Nature Neuroscience, 2024) dia manaporofo fa mandritra ny torimaso lalina no MANALA NY POIZINA sy MANAVAO ny herinโny sela-ny ny ati-doha.
๐ Noho izany, ny tsy fahampian-torimaso dia tsy โHAVIZANANAโ fotsiny fa:
โก๏ธ Mamono ireo sela mandrafitra ny atidoha
โก๏ธ Manimba ny rafitra mifehy adin-tsaina sy fihetseham-po.
๐ Toro-hevitra 7 tena tsotra sy ilaina hahazoana torimaso tsara (neuroscience-backed)
1๏ธโฃ Aza mijery tรฉlรฉphone 1 ora mialoha ny hatory
Ny hazavana manga (lumiรจre bleue) dia manakana ny famokarana MELATONINE , tsirimpanentanโny torimaso.
2๏ธโฃ Ataovy aminโny ora raikitra isanโandro ny fatoriana sy fifohazana
Miteraka โhorloge interneโ marin-toerana โ mahatonga ny torimaso ho mandeha ho azy.
3๏ธโฃ Atsaharo ny kafe, thรฉ noir, coca tara loatra
Tsy aorianโny 14h na 2 ora tolakandro
4๏ธโฃ Aza mihinana sakafo mavesatra alohanโny hatory
Sakafo tsy be menaka sy sarodevonina
5๏ธโฃ Atsaharo ny eritreritra mihoapampana
Teknika tsotra: ยซ Write-and-dump ยป
๐ Soraty anaty taratasy na boky 2 minitra ny olana, dia akatony. Mampitsahatra ny adin-tsaina izy io.