I-Jejou mode

I-Jejou mode Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from I-Jejou mode, Apparel & Clothing, .

👜Akanjo sy poketra friperie,voasafidy tsara.
✨Pièce unique,vidiny mirary.
📦Livraison Antananarivo sy amin’ny faritra rehetra
📩DM raha haka modèle
“Style tsy lafo,look manaitra”
☎️0346420930

❤️❤️Arrivage sac dame manjabe tsika an❤️❤️✅️Sac friperie etat impeccable😘✅️Araraoty fa morabe oh😘✅️Efa eo @ sary ny prix...
24/06/2026

❤️❤️Arrivage sac dame manjabe tsika an❤️❤️
✅️Sac friperie etat impeccable😘
✅️Araraoty fa morabe oh😘
✅️Efa eo @ sary ny prix tsirairay😊

24/06/2026

🔥🔥🔥SAC MANITRA BE🔥🔥🔥
🇲🇬

‼️Promotion Asaramanitra‼️✅️Sac bandou tsarakely🥰✅️Friperie
24/06/2026

‼️Promotion Asaramanitra‼️
✅️Sac bandou tsarakely🥰
✅️Friperie

22/06/2026

🔥🔥🔥Encore dispo🚨🔥

💖 Coucou ry malala! 💖🙏 Ialana tsiny indrindra fa misy aminareo no tsy tratra livraison androany noho ny antony maro sami...
22/06/2026

💖 Coucou ry malala! 💖

🙏 Ialana tsiny indrindra fa misy aminareo no tsy tratra livraison androany noho ny antony maro samihafa. Miala tsiny amin’ny fanelingelenana mety naterak’izany izahay. 🙏

🚚✨ Manome toky anareo izahay fa rahampitso dia ezahanay ho vitaina sy ho tonga any aminareo daholo ny livraison rehetra mbola tsy tratra.

🥰 Mankasitraka indrindra ny fahatokisanareo sy ny faharetanareo hatrany. Izany no manome hery anay hanatsara hatrany ny tolotra omenay.
💝 Mirary hariva finaritra ho anareo rehetra ary misaotra betsaka tompoko💝

💙👨‍👩‍👧‍👦 Mirary Fetin’ny Ray sambatra ho an’ny ray rehetra! 🎉🎊🙏 Mankasitraka anareo ray rehetra noho ny fitiavana, ny fi...
21/06/2026

💙👨‍👩‍👧‍👦 Mirary Fetin’ny Ray sambatra ho an’ny ray rehetra! 🎉🎊

🙏 Mankasitraka anareo ray rehetra noho ny fitiavana, ny fiahiana ary ny fanabeazana atolotrareo isan’andro.

🏡 Ianareo no andry iankinan’ny fianakaviana, 🌟 modely arahina ary 💪 loharanon-kery ho an’ny zanaka sy ny ankohonana.

🤲 Enga anie ianareo hahazo fahasalamana tsara, 😊 fifaliana, fiadanana ary 🎁 fitahiana be dia be eo amin’ny fiainana.

❤️ Misaotra anareo amin’ny ezaka sy ny sorona rehetra ataonareo ho an’ny fianakaviana.FITIAVANA no fanomezana lehibe indrindra atolotray ho anareo🥰

🎈🎂 Tratry ny Fetin’ny Ray ho an’ny ray rehetra! 👔💙🥰👑🙏

🙏💖 Mankasitraka antsika rehetra aki fa vita ny live a. 🎥✨ Valaka total mihitsy. 😍🔥 Amin’ny alatsinainy daholo ny livrais...
20/06/2026

🙏💖 Mankasitraka antsika rehetra aki fa vita ny live a. 🎥✨ Valaka total mihitsy. 😍🔥 Amin’ny alatsinainy daholo ny livraison rehetra a 🚚📦

💬✨ Dia afaka mbola manontany isika raha mbola misy mahaliana anareo ny poketra ato aminay 👜💕 fa homenay fahafaham-po tsara daholo hianareo. 😊🌷

🙏💖 Mankasitraka antsika rehetra 🤗✨🌹

20/06/2026

🔥🔥🚨👌
Poketra Bandou friperie tsara be ✨😍
Etat impeccable 💯👌
Livraison partout 🚚📦
🌟🛍️💕
#

19/06/2026

🔥🔥🔥Mamy anie hoa eee🔥🔥🚨

🌸💕 Coucou aki ry malalaaa 😘🥰 💕🌸📢✨ Rapitso indray ny fotoanantsika @ LIVE a! 🎥🎉🥳👜💖 Poketra friperie manja beee no hitants...
19/06/2026

🌸💕 Coucou aki ry malalaaa 😘🥰 💕🌸

📢✨ Rapitso indray ny fotoanantsika @ LIVE a! 🎥🎉🥳

👜💖 Poketra friperie manja beee no hitantsika ao 😍✨💃
🌈👜 Misy modely maro, tsara tarehy ary ilay lamaody be ireny🥰🔥

Address


101

Telephone

+261346420930

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when I-Jejou mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Clothing Store?

Share