02/03/2026
🎉 ANNEXE Misokatra izao ny Quincaillerie MIHAJA !
Mivarotra :
🔨 Fitaovana fanorenana
🧰 Fitaovana fanamboarana sy bricolage
🔩 Visy, fantsika, hidy
🚰 Kojakoja plomberie
⚡ Fitaovana elektrika
📍 Toerana : talatamaty apitan zaridaina
📞 Laharana finday : 0346305935/0341690247
Tongava maro tompoko 😊
Kalitao tsara, vidiny mirary!