22/12/2025
2è commande housse ordi portable DONE🥰✅
Tena tianareo kay ilay izy🥹
Commandes roa sisa dia taperina amizay ity taona ity kaaa😄
Azo lazaina nahomby ny tetika ka dia mankasitraka an’ireo izay nanohana sy nanjifa nandritr’izay 3 volana niforonan’ ny page zay 🥰
Nahafinaritra ahy ery ny nanamboatra ny entanareo, sy ny mahafantatra fa misy asa-tananako mandende eto Antananarivo sy any Tamatave any, izay tsy napoiziko mihitsy…
Ny défi manaraka dia ny mba hampa active foana ny page amin’ny erintaona na dia tsy tena mamela hanao izany intsony ny fotoana 🥲
Efa mirary fety sambatra ho an’ny mpanaraka sahady ✨