10/07/2026
Coucou daholy ! 💕
Efa maromaro modèle vo nivoka ato amin’by BB confection ry zareo ah!
Aza misalasala manantona any boutique na ko manontany ao amin’y espace mp 😉
Sinon, Inona no tianareo mba hita amin’ireo ankajo maro be reo ? 🤭
Ny photos de ho avy tsy ho ela 😙