T&K Touch nail’s Studio

T&K Touch nail’s Studio 💅 T&K Touch Nail’s Studio
L’élégance jusqu’au bout des ongles 💚✨
Onglerie glamour & moderne | Soins & style unique
📍

Bonsoir daholo o miala tsiny indrindra moa zany fa tsy de hita izahay ato amin'ny T&K Touch Nail's studio tato ho ato no...
10/02/2026

Bonsoir daholo o miala tsiny indrindra moa zany fa tsy de hita izahay ato amin'ny T&K Touch Nail's studio tato ho ato noho ny Antony maro samihafa dia ampahafantatra anareo fotsiny za hoe tsy misokatra izahay Raha tsy amin'ny semaine ambony satria misy fahoriana fa afaka maka rendez vous fona ianareo ho an'i semaine prochaine
☎️ 0387936643

Hello Hello 🥰♥️♥️♥️ ndao indray Ary asintsika promo Kely e amin'ity semaine ity an de -5% ny prix rehetra ato aminay koa...
17/01/2026

Hello Hello 🥰♥️♥️♥️
ndao indray Ary asintsika promo Kely e amin'ity semaine ity an de -5% ny prix rehetra ato aminay koa aza tara Ary fa ianareo no iandrasana ooooo
☎️0387936643
📍 Andranonahoatra itaosy bâtiment NONOSY 1ere étage
afaka mandray rendez vous hatrany izahay

Bonjour les filles 🥰💖🌸 Tsy misokatra izahay androany sy rampitso fa mercredi dia afaka mandray rendez vous pour mercredi...
05/01/2026

Bonjour les filles 🥰💖🌸
Tsy misokatra izahay androany sy rampitso fa mercredi dia afaka mandray rendez vous pour mercredi izahay an
📍 Andranonahoatra itaosy Bâtiment Nonosy 1er étage
☎️0387936643

Bonjour a tous 🥰🎊 tratrin'ny taona daholo isika rehetra dia mankasitraka anareo izay nahatoky anay tamin'ny fikarakarana...
02/01/2026

Bonjour a tous 🥰🎊
tratrin'ny taona daholo isika rehetra dia mankasitraka anareo izay nahatoky anay tamin'ny fikarakarana ny Hoho anareo dia manantena fa Mbola hiverina daholo ianareo izay Efa nanao tato aminay dia manasa ireo Mbola tsy tato ho Tonga maro 🥰🥰
ho taona hitondra fahasoavana , fanambinana Ary vola aman-karena anie ity taona vaovao ity
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra Ary oooo ❤️❤️❤️

Bonsoir daholo o 🥰 misokatra izahay ho an'i rahampitso 28 décembre à 8h à 18h30 misokatra ihany koa izahay ny 31 décembr...
28/12/2025

Bonsoir daholo o 🥰
misokatra izahay ho an'i rahampitso 28 décembre à 8h à 18h30 misokatra ihany koa izahay ny 31 décembre 06h30 à 14h koa aza tara Ary 😁😁
📍 Andranonahoatra itaosy bâtiment NONOSY 1ere étage
☎️0387936643

salama daholo 🥰🥰 dia tratran'ny Krisimasy daholo isika rehetra 🌸🌸 izahay koa dia Manao tresse afaka mitondra modèle iana...
26/12/2025

salama daholo 🥰🥰 dia tratran'ny Krisimasy daholo isika rehetra 🌸🌸
izahay koa dia Manao tresse afaka mitondra modèle ianareo an ho an'ireo izay tia mirandrana Manao tissage mastermix ihany koa izahay 😘🥰 koa aza tara Ary fa Efa ho avy ny Saint Sylvestre 😁😁👌

Hello les filles 🥰 Ety ampiandohana dia mankasitraka an'i cliente rehetra izay nahatoky anay 🥰😘 Dia manantena ny fiveren...
22/12/2025

Hello les filles 🥰
Ety ampiandohana dia mankasitraka an'i cliente rehetra izay nahatoky anay 🥰😘 Dia manantena ny fiverenanareo izahay .
Dia manasa antsika rehetra amin'ny izao ankatokiny Noël izao dia Mbola mandray rendez vous hatrany izahay koa aza tara Ary fa ho ataonay manja Kely otranareo koa ny Hoho anareo 😁😁😁
Lieu 📍 Andranonahoatra itaosy bâtiment NONOSY 1ere étage
☎️0387936643

Hello les filles 🥰🌸  Amin'izao dimanche 21 décembre izao dia misokatra izahay ato amin'ny T&K Touch Nail's studio amin'n...
21/12/2025

Hello les filles 🥰🌸
Amin'izao dimanche 21 décembre izao dia misokatra izahay ato amin'ny T&K Touch Nail's studio amin'ny 06h30 à 19h30 😊

Coucouuuu les filles 🥰✨ Misy zavatra vaovao ihany koa ato aminay an ho an’ireo izay tia Mirandrana sy tia manao extensio...
19/12/2025

Coucouuuu les filles 🥰✨ Misy zavatra vaovao ihany koa ato aminay an ho an’ireo izay tia Mirandrana sy tia manao extension cils dia efa manao izay ato amin’ny T&K Touch nail’s Studio 🥰🥰🥰❤️ Amin’ny sarany mirary koa aza tara ary
Lieu 📍 Andranonahoatra Itaosy Bâtiment Nonosy 1ere étage
☎️ 0387936643
Ianareo sisa no endrasana koa aza tara oooo

Te ho tsara tanana alohan’ny fety ✨ mbola malalaka ny place ato aminay amin’ity semaine ity Manasa antsika ary ho Tonga ...
15/12/2025

Te ho tsara tanana alohan’ny fety ✨ mbola malalaka ny place ato aminay amin’ity semaine ity
Manasa antsika ary ho Tonga maro Amin’izao fety efa manakaiky izao ❤️🎄
Izahay dia misokatra amin’ny : 06h30 à 19h Amin’izao kou aza tara ary 🥰🌸
Afaka manao réservation par mp na miantso mivantana 0387936643
Lieu 📍Andranonahoatra Itaosy

🥰🥰🥰 LauLaura RakotoarivonyhSeheno ValériecLuck Randrianjafy
09/12/2025

🥰🥰🥰 LauLaura RakotoarivonyhSeheno ValériecLuck Randrianjafy

Nos modèles aujourd’hui 🥰🥰 ✨ « Soyez unique, jusque dans vos ongles. » 💅 🥰🥰
03/12/2025

Nos modèles aujourd’hui 🥰🥰

✨ « Soyez unique, jusque dans vos ongles. » 💅 🥰🥰

Address

Andranonahoatra Itaosy Antananarivo
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:00
Tuesday 07:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 17:00
Thursday 07:30 - 17:00
Friday 07:30 - 17:00
Saturday 07:30 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when T&K Touch nail’s Studio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share