03/11/2025
Salama daholoooβ¨οΈπ€
Arrivage tsika voalohany eto amin'ny pejy tonga dia bΓ΄mba beeeeπ€©π€©π€©
Boyfriends , wide leg ,cargo β¨οΈ taille S hatramin'ny 2XL β¨οΈ
Entre 15000ar -30000ar ny prix antsika amzao voalohany izaoπ€
Livraison Γ partir de 4000ar (TANA )
Izao kosa ny hatsaranyyy β¨οΈDraiissssπ€©
Rahampitso amin'ny 18h pile no alefako tsikelikely anatiny commentaires ny entana β¨οΈ
Tagguer-o ny namana rehetraa π€
Rahampitso ary anh β¨οΈπ€©