Vondron'ny Mpanabe Mijoro- Vmm/men - Pejy Nationaly

Vondron'ny Mpanabe Mijoro- Vmm/men - Pejy Nationaly Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vondron'ny Mpanabe Mijoro- Vmm/men - Pejy Nationaly, Merchandising Service, Men Anosy, Antananarivo.

🙏Ho tohin'ny  LOABARY AN-DASY FAKAN-KEVITRA HO FANATSARANA NY RAFI-PANABEAZANA,  izay tanterahin'ny vovonana V.M.M isam-...
08/08/2026

🙏Ho tohin'ny LOABARY AN-DASY FAKAN-KEVITRA HO FANATSARANA NY RAFI-PANABEAZANA, izay tanterahin'ny vovonana V.M.M isam-paritra,dia tontosa soamantsara androany 08 aogositra 2026 izany teto amin'ny CISCO MAROVOAY , DREN BOENY.
✅Miroso hatrany ny fanomezana sehatra ireo mpikatroka rehetra eto anivon'ny fanabeazana hitondran'izy ireo ny soso-kevitra rehetra entina HANAVAOZANA ny RAFI-PANABEAZANA ANKEHITRINY.
✅Tsara ny manamarika fa ny fehin-kevitra rehetra vohangona isam-paritra no hatambatra ho tahirin-kevitra iray, ary ho entina haroso eo anivon'ny FIKAONANDOHAM-PIRENENA MOMBA NY FANABEAZANA rehefa mahazo ny fankatoavana avy am'ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny .
✅Misaotra ny mpanabe sy ny mpikatroka rehetra izay tonga maro teto Marovoay nandray anjara,isaorana manokana ireo avy any amin'ny faritra hafa tonga nanotrona mavitrika
➡️Miroso hatrany ho tena FANAVAOZANA MARINA!
"Ny fanabeazana fototry ny firenena vanona"
📸sary asam-baomiera sy ny famaranana

🙏VMM tao Ambalampy👏👏👏Mankasitraka ny mpandray anjara rehetra
01/08/2026

🙏VMM tao Ambalampy👏👏
👏Mankasitraka ny mpandray anjara rehetra

Ambatolampy:31 Jolay 2026✅Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy teto amin’ny renivohitrin'ny Distrika ny loa-bary andasy ho...
01/08/2026

Ambatolampy:31 Jolay 2026
✅Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy teto amin’ny renivohitrin'ny Distrika ny loa-bary andasy ho fankan-kevitra ho fanatsarana ny fanabeazana eto Madagasikara izay nokarakain'ny Vondron'ny Mpanabe Mijoro(VMM)
➡️Ity hetsika ity no natao moa dia mba entina indray hanomezana hasina ny fampianarana eto Madagasikara ary koa hanomezana hasina ireo mpanabe.
Hitohy manerana ny Nosy ity.
📸mbola maro ny sary f halefa miandalana eto

27/07/2026

🙏Vondron'ny Mpanabe Mijoro(VMM),
➡️Mijoro hoan'ny Mpanabe sy fanabeazana Malagasy hatrany
🎙️video Mpitondran-teny VMM

22/07/2026
Fampahafantarana ho an'ireo hiatrika ny fifaninanana (concours) sy Fanadinana (Examens) eto amin'ny INFP/CRFRP. Tsara ho...
21/07/2026

Fampahafantarana ho an'ireo hiatrika ny fifaninanana (concours) sy Fanadinana (Examens) eto amin'ny INFP/CRFRP.

Tsara ho fantatra fa isaky ny mifarana ny fifaninanana (concours) sy ny fanadinana (Examens) eto amin'ny INFP/CRFRP, dia averina avokoa ny laza adina (sujet) sy ny taratasy vakiraoka (brouillon) rehetra ary DORANA avy hatrany rehefa voaangona araka ny fepetra manan-kery sy mahazatra.

Noho izany, tsy misy ny “sujet-type” na laza adina santionany avoakan'ny INFP/CRFRP na tehirizina aorian'ny fifaninanana.

Endrika fisolokiana sy fametsifetsena noho izany ny filazana fivarotana laza adina santionany amin'ireny Fifaninanana (Concours) sy Fanadinana (Examens) ireny.

Mirary fahombiazana ho an'ireo rehetra voafantina hiatrika ny fifaninanana amin'ny daty TSY MAINTSY HAVOAKA ETO sy eny anivon'ny CRFRP REHETRA.

Manomàna tena tsara ary matokia ny fahaiza-manaonareo.

Mirary soa!

(Version française)
COMMUNIQUÉ À L'ATTENTION DES CANDIDATS AUX CONCOURS ET EXAMENS DE L'INFP/CRFRP

L'INFP/CRFRP informe l'ensemble des candidats que, conformément aux procédures en vigueur, tous les sujets d'examen ainsi que les feuilles de brouillon seront systématiquement récupérés à la fin de chaque concours ou examen, puis détruits immédiatement selon les règles établies.

Par conséquent, l'INFP/CRFRP ne conserve ni ne diffuse aucun « sujet-type », sujet d'annales ou sujet d'entraînement issu des concours et examens précédents.

Toute personne prétendant vendre ou proposer des « sujets-types » ou des sujets d'examens de l'INFP/CRFRP agit dans un but frauduleux. Il s'agira d'une tentative d'escroquerie dont les candidats seront invités à se méfier.

Les dates des concours seront communiquées exclusivement sur cette page officielle ainsi qu'auprès de l'ensemble des CRFRP.

À tous les candidats présélectionnés, nous souhaitons pleine réussite. Préparez-vous avec sérieux, faites confiance à vos compétences et abordez ces épreuves avec confiance.
Bonne chance à toutes et à tous

🙏Hoantsika P.A👏✅Mankasitraka tompoko
17/07/2026

🙏Hoantsika P.A👏
✅Mankasitraka tompoko

NAOTY FAMAPAHAFANTARANA Mikasika ny Fanamafisana ny Fandraisana anjaran'ireo mpiadina voaray amin'ny fifananana hidirana...
13/07/2026

NAOTY FAMAPAHAFANTARANA
Mikasika ny Fanamafisana ny Fandraisana anjaran'ireo mpiadina voaray amin'ny fifananana hidirana eny amin'ny Ivo- toeram- mpampiofanana sy fikarohana ara-pedagojia isam-paritra ( CRFRP).

NAOTY FAMAPAHAFANTARANA Mikasika ny Fanamafisana ny Fandraisana anjaran'ireo mpiadina voaray amin'ny fampiofanana eny if...
13/07/2026

NAOTY FAMAPAHAFANTARANA
Mikasika ny Fanamafisana ny Fandraisana anjaran'ireo mpiadina voaray amin'ny fampiofanana eny ifotony ( Formation de proximité ) natokana ho an'ireo mpampiatra tsy mpiasam -panjakana manana Baccalauréat.

✅ FANADINANA BEPC :CISCO miisa 5 no efa namoaka ny voka-panadinana BEPC hatreto dia :🔹 CISCO Ambatolampy: 65,33%🔹 CISCO ...
11/07/2026

✅ FANADINANA BEPC :
CISCO miisa 5 no efa namoaka ny voka-panadinana BEPC hatreto dia :

🔹 CISCO Ambatolampy: 65,33%
🔹 CISCO Manjakandriana: 75,49%
🔹 CISCO Andramasina: 68,98%
🔹 CISCO Iakora : 75,86%
🔹 CISCO Ambatomainty: 69,41%

🙏Miarahaba ireo afaka ary mankahery raha sanatria tsy afaka 🙏

Top radio 102.8 fm

Address

Men Anosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vondron'ny Mpanabe Mijoro- Vmm/men - Pejy Nationaly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share