26/06/2026
Miarahaba ny Malagasy rehetra tsy vaky volo nahatratra izao fankalazana ny fahaleovantena izao đČđŹâš
Teto aminâny , efa nanomboka ny fankalazana izahay taminâny Talata lasa teo taminâny alalanâny Indepen.DANCE party! đ„đ
â ïž Fampahatsiahivana:
TSY MISOKATRA ny salle ANDROANY fa manome toerana ho anâny fankalazana.
Rahampitso dia miverina indray isika, mavitrika kokoa! đ