06/06/2026
𝗝𝗘𝗨-𝗖𝗢𝗡𝗖𝗢𝗨𝗥𝗦 𝗣𝗛𝗢𝗧𝗢 : 𝗠𝗼𝗻𝘁𝗿𝗲𝘇-𝗻𝗼𝘂𝘀 𝘃𝗼𝘁𝗿𝗲 𝗽𝗹𝘂𝘀 𝗯𝗲𝗮𝘂 𝘀𝗼𝘂𝗿𝗶𝗿𝗲 𝗮𝘃𝗲𝗰 𝗻𝗼𝘀 𝗽𝗵𝗼𝘁𝗼𝗯𝗼𝗼𝘁𝗵𝘀 et Tortue Géante !
Participez à notre grand concours photo pendant la 𝗝𝗢𝗨𝗥𝗡𝗘𝗘 𝗠𝗢𝗡𝗗𝗜𝗔𝗟𝗘 𝗗𝗘 L'ENVIRONNEMENT et tentez de remporter un 𝗟𝗢𝗧 𝗦𝗨𝗥𝗣𝗥𝗜𝗦𝗘 !
📍 𝗟𝗶𝗲𝘂𝘅 𝗱𝘂 𝗰𝗼𝗻𝗰𝗼𝘂𝗿𝘀 :
• Antananarivo – Parvis Analakely
👉𝗖𝗼𝗺𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗷𝗼𝘂𝗲𝗿 ?
Prenez une photo sur l’𝘂𝗻 de nos photobooths ou Tortue Géante
-Envoyez-nous votre photo en 𝗠𝗲𝘀𝘀𝗮𝗴𝗲 𝗣𝗿𝗶𝘃é avec une phrase de Sensibilisation jusqu'à Lundi 08 Juin . Ce Mardi 09 Juin, on publie toutes les photos reçues sur notre page 📲
-La photo qui reçoit le plus de réactions jusqu'au Dimanche 14 Juin sera le/la gagnant(e)
🏆 Les grands gagnants sera annoncé le lundi 15 juin !!
👉LALAO FIFANINANA MAKA SARY✨ : Asehoy anay ny tsikinao farany izay tsara indrindra miaraka amin'ireo photobooths-nay na ny Sokatra Be !
Mandraisa anjara amin’ny lalao fifaninana maka sary lehibe karakaranay mandritra ny FANKALAZANA NY ANDRO MANERAN-TANY NY TONTOLO IAINANA izay hahazoanao LOKA !
📍 Toerana hanaovana ny lalao :
• Antananarivo – Parvis Analakely
Ahoana ny fomba filalaovana ?
-Maka sary eo amin’ny iray amin’ireo photobooths-nay na miaraka amin'ny Sokatra Be.
-Alefaso any amin'ny Hafatra Miafina (MP) ny sarinao miaraka amin'ny teny fanentanana fiarovana ny sokatra. (message de sensibilisation) hatramin'ny Alatsinainy 08 Jona.
-Ny Talata 09 Jona izao, havoakanay ao amin'ny pejy avokoa ny sary rehetra voaray 📲.
-Ny sary izay hahazo "réactions" betsaka indrindra hatramin'ny Alahady 14 Jona no ho mpandresy.
🏆 Ho zaraina amintsika ny 15 jona ireo hahazo ny loka.