29/05/2026
Coucouuu !
Elaela tsy teto indray. Amin izao andro mangatsiaka be izao, ireto indray aza ny ankajo mafana tsara sady milay kely andraisana ny nouveau né(e) antsika o ! Des pépites, vraiment ! À prix KA-DOA comme d’hab !
Jereo aingana Izay mety fa vetivety kely dia lasa ann ☺️