Les A - Entana isan-karazany

Les A - Entana isan-karazany Sady mifampizara isika no mifampizara eh! 😊🤝

🌸 Torohevitra

💡 Fifampizarana

🌸 Varotra (mode, fitaovan-dakozia, sns)

💡 Témoignages

🤩Izay mahasoa rehetra e!

Mandray fiaraha-miasa ihany koa 😊

💬 Soraty hoe "Matoky ny drafitrao aho Tompo 🤍
22/06/2026

💬 Soraty hoe "Matoky ny drafitrao aho Tompo 🤍

🌤️ "Misy fo reraka mila mampahatsiahivina androany fa mbola misy fanantenana."Misy fotoana toa maharitra ny fiandrasana....
22/06/2026

🌤️ "Misy fo reraka mila mampahatsiahivina androany fa mbola misy fanantenana."

Misy fotoana toa maharitra ny fiandrasana. Misy fotoana toa mangina ny valim-bavaka. Ary misy andro izay mahatsiaro reraka ny fo.

Kanefa na dia tsy hitantsika aza ny valiny, dia mbola miasa Andriamanitra. Na dia tsy mbola tonga aza ny fotoana, dia mbola mitana ny teny fikasany Izy.

Amin'ity herinandro ity dia hiara-handinika ny momba ny fanantenana isika. 🤍🙏

Satria ny fanantenana ao amin'Andriamanitra dia tsy miankina amin'izay hitantsika, fa amin'Ilay mahatoky mandrakariva.

📖 "Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo... dia hevitra hitondra fiadanana sy hanome anareo hoavy sy fanantenana." — Jeremia 29:11

💬 Inona no mbola antenainao hapetraka eo am-pelatanan'Andriamanitra androany? 🌤️🤍

💬🙏Manaova hoe : “Misaotra Anao Tompo noho ny fitiavanao ahy 🤍” ✨💚
21/06/2026

💬🙏
Manaova hoe : “Misaotra Anao Tompo noho ny fitiavanao ahy 🤍” ✨💚

💬🙏Manaova hoe : “Sarobidy amin’Andriamanitra aho 🤍” raha mino ianao fa tian’ny Tompo sy manan-danja eo imasony ✨💚
19/06/2026

💬🙏
Manaova hoe : “Sarobidy amin’Andriamanitra aho 🤍” raha mino ianao fa tian’ny Tompo sy manan-danja eo imasony ✨💚

💬🙏Manaova hoe : “Misaotra Anao Tompo noho ny fitiavanao 🤍” raha mino ianao fa tian’Andriamanitra mandrakariva ✨💚
18/06/2026

💬🙏
Manaova hoe : “Misaotra Anao Tompo noho ny fitiavanao 🤍” raha mino ianao fa tian’Andriamanitra mandrakariva ✨💚

📖✨“Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao.”📍 Jeremia 31 : 3💡🙏Miova ny zava-drehetra eto an-tany, fa tsy miova ny fitiav...
17/06/2026

📖✨
“Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao.”
📍 Jeremia 31 : 3

💡🙏
Miova ny zava-drehetra eto an-tany, fa tsy miova ny fitiavan’Andriamanitra 🤍✨

🌱💫
Rehefa mahatsiaro ho irery, kivy na very fanantenana ianao, tsarovy fa mbola tiany foana ianao 🙏
🤍✨

Tsy misy afaka manasaraka anao amin’ny fitiavany. Mitoetra mandrakizay ny fitiavan’Andriamanitra 🌿

💬🙏
Manaova hoe : “Tian’Andriamanitra aho 🤍” raha mino ianao fa tsy miova ny fitiavany ✨💚

🍱 Lunch Box avec Bag Isotherme 👜✨Mety tsara ho an'ny sakafo entina miasa, mianatra na mandeha lavitra.✅ Bag isotherme mi...
16/06/2026

🍱 Lunch Box avec Bag Isotherme 👜✨
Mety tsara ho an'ny sakafo entina miasa, mianatra na mandeha lavitra.

✅ Bag isotherme mitazona hafanana sy hatsiaka
✅ Lunch box matanjaka sy mora diovina
✅ Misy modèle miaraka amin'ny sotro sy fourchette
✅ Endrika tsotra nefa kanto
✅ Mora entina isan'andro

📩 Raha mila fanazavana fanampiny na te-haka commande dia alefaso message privé.

🍽️✨

📖✨“Fa Andriamanitra mampiseho ny fitiavany antsika, fa fony mbola mpanota isika dia maty hamonjy antsika Kristy.”📍 Roman...
16/06/2026

📖✨
“Fa Andriamanitra mampiseho ny fitiavany antsika, fa fony mbola mpanota isika dia maty hamonjy antsika Kristy.”
📍 Romana 5 : 8
💡🙏
Tsy niandry antsika ho lavorary Andriamanitra vao tia antsika 🤍✨
🌱💫
Na teo aza ny fahalementsika sy ny tsy fahatanterahantsika, dia efa nasehony ny halehiben’ny fitiavany tamin’ny alalan’i Kristy 🙏
🤍✨
Tsy miankina amin’ny fahombiazanao ny fitiavan’Andriamanitra. Tia anao Izy, na amin’ny fotoan-tsara na amin’ny fotoan-tsarotra 🌿
💬🙏
Manaova hoe : “Misaotra Anao Tompo noho ny fitiavanao tsy miova 🤍” ✨💚

💬🙏Manaova hoe : “Misaotra Anao Tompo noho ny fitiavanao 🤍” raha mino ianao fa tian’Andriamanitra ianao ✨💚
15/06/2026

💬🙏
Manaova hoe : “Misaotra Anao Tompo noho ny fitiavanao 🤍” raha mino ianao fa tian’Andriamanitra ianao ✨💚

❤️ "Tsy voatery ho lavorary vao hotiavin'Andriamanitra ianao."Misy fotoana isika mahatsiaro ho tsy mendrika, diso fanant...
15/06/2026

❤️ "Tsy voatery ho lavorary vao hotiavin'Andriamanitra ianao."

Misy fotoana isika mahatsiaro ho tsy mendrika, diso fanantenana amin'ny tenantsika, na mieritreritra fa lavitra antsika Andriamanitra.

Kanefa ny Teniny dia mampahatsiahy antsika fa tsy miankina amin'izay ataontsika ny fitiavany, fa avy amin'ny fony feno fahasoavana.

Amin'ity herinandro ity dia hiara-handinika ny momba ny fitiavan'Andriamanitra isika. ❤️🙏

Na inona na inona lalovanao amin'izao fotoana izao, tsarovy fa tiana ianao, sarobidy ianao, ary tsy hadinon'Andriamanitra.

📖 "Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao." — Jeremia 31:3

💬 Inona no dikan'ny hoe "tiana" aminao androany? 🤍

Address

Tanà
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les A - Entana isan-karazany posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share