TSUS Accessoires

TSUS Accessoires Accessoires & gadgets du quotidien
Qualité- Design Moderne. Prix accessible
Livraison possible.

12/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Päblë Rakotomanana, Brayan Jordie, Ordesonpère Tazafy Fleurette, Enzo Anjaratiana, Rustam Tiako, Ibara Ibara Ibara, AS Jam Boriziny, Aujard Fotsy, Marinah Jalie, Tolotra Rak

🚨 MPAMPIASA iPHONE, AZA MIANDRY HO MATY NY BATTERIE VAO HITADY SOLUTION! 🔋📱Efa nitranga taminao ve hoe tena ilaina ilay ...
07/08/2026

🚨 MPAMPIASA iPHONE, AZA MIANDRY HO MATY NY BATTERIE VAO HITADY SOLUTION! 🔋📱

Efa nitranga taminao ve hoe tena ilaina ilay téléphone nefa tampoka teo dia lany batterie? 😰

📞 Antso manan-danja tsy voaray…
💳 Paiement tsy vita…
📩 Message important tsy voavaly…

Aza avela hamerina izany intsony!

🔥 MAGSAFE ACCESSORIES no vahaolana mora entina miaraka amin'ny iPhone-nao isan'andro.

⚡ MagSafe Charger — 30 000 Ar
🔋 MagSafe Power Bank — 60 000 Ar

✅ Mora ampiasaina
✅ Miraikitra amin'ny iPhone compatible MagSafe
✅ Tsy mila câble mikorontana
✅ Pratique entina na aiza na aiza

💯 Accessoire kely, fa mety hamonjy anao amin'ny fotoana tena ilaina.

🚚 Mandefa manerana an'i Madagasikara
📦 Livraison arakaraka ny toerana

📲 Aza miandry ho lany stock vao maka! Alefaso MP izao hanaovana commande.

07/08/2026

Salama tompoko 🙏

Ho anareo izay antso no mahazatra amin’ny fanaovana commande, dia ialana tsiny indrindra raha tsy afaka mandray antso tsara aho amin’izao fotoana izao. Tena tampina ny kohaka ka tapatapaka be ny feo, ary sarotra ny miresaka amin’ny téléphone. 🙏😔

Azafady indrindra tompoko, raha azo atao dia alefaso amin’ny message privé ny commande-nao, dia hokarakaraina raha vao afaka.

Misaotra indrindra amin’ny fahatakarana sy ny faharetana. 🙏❤️

05/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Sylver Mino, Faniry Fanöela, Zoo Clairiane, Kafrine Kafrine, Dyas Faneva, Capitaine Bezara

🚨 STOP! Aza mividy tondeuse raha mbola tsy hitanao ity.😤 Firy ny olona no efa nanenina nividy tondeuse mora nefa misinto...
05/08/2026

🚨 STOP! Aza mividy tondeuse raha mbola tsy hitanao ity.

😤 Firy ny olona no efa nanenina nividy tondeuse mora nefa misintona volo, tsy maranitra, ary simba vetivety?

🔥 Raha mila coupe madio, barbe voakarakara ary finition matihanina isaky ny mampiasa, dia DALING PRO SERIES • NIKAI • WAIKIL no safidy hendry.

💈 Na mikarakara ny tenanao ao an-trano ianao na barber mitady fitaovana azo itokisana, ireto tondeuse ireto dia natao hanomezana vokatra madio, marina ary matihanina isan'andro.

✨ Nahoana no maro no misafidy azy?

✅ Fanapahana volo marina sy milamina
✅ Contours sy barbe madio tsara
✅ Batterie rechargeable USB + écran LCD
✅ Lames vy tsy misy harafesina
✅ Kit complet (sabots, huile, brosse, câble)
✅ Mora ampiasaina, mety ho an'ny vao manomboka sy ny matihanina

🎯 Mety tsara ho an'ny:
✔️ Barber Shop
✔️ Coiffeur
✔️ Fampiasana ao an-trano
✔️ Fikarakarana barbe sy moustache

🚚 Livraison manerana an'i Madagascar
📞 033 08 030 17

💰 PRIX : EO AMIN'NY SARY

⚠️ Voafetra ny stock! Aza miandry ho lany vao hanao commande. Alefaso MP dieny izao, ary hokarakaraina haingana ny commande-nao.

🚨 Mampiasa iPhone ve ianao? Ity Pack Chargeur 50W + Câble ity tsy tokony hohadinoinao! 🔥🎁 Mahazo boîtier 50W sy câble ia...
31/07/2026

🚨 Mampiasa iPhone ve ianao? Ity Pack Chargeur 50W + Câble ity tsy tokony hohadinoinao! 🔥

🎁 Mahazo boîtier 50W sy câble ianao amin'ny vidiny 30 000 Ar monja!

✅ Boîtier Chargeur 50W
✅ Câble OFFERT (Type-C / Lightning ho an'ny iPhone type Lightning rehetra
)
✅ Misy ihany koa ny Type-C / Type-C (ho an'ny iPhone 15 ka hatramin'ny iPhone 17 Pro Max)
✅ Compatible amin'ny iPhone sy Apple Watch
✅ Charge stable ary azo antoka

💰 30 000 Ar – Pack complet

🚚 Livraison partout Madagascar

📩 Alefaso MP izao hanaovana commande.

⚠️ Tahiry voafetra. Izay mandefa commande aloha no mahazo aloha.

📞 033 08 030 17

29/07/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Nache Mick Dereck, Mendrika Randrianomenjanahary, Tovondrainy Kourssin, Danielà Mahasanjo, Lisette Princillia, Romuald Tsikamo, Jean Piganah, Antonio Randrianarivelo, Chriss Telloh, Carlos Brayn, Jaonomena Jao, Haja Christophin Josephs, Miora Rakotomamonjy, Elie Randria, Nando Selman, Hary Zo Ravonjiarivelo, Lalaina Madagascar, Samba Saidoune, Dï Lįø DL, Hasina Fanasina, Thierry Tht

Tonga soamatsara ny colis nalefa tany Nosy be hell-ville
27/07/2026

Tonga soamatsara ny colis nalefa tany Nosy be hell-ville

27/07/2026

Address

Ravitoto
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TSUS Accessoires posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share