Sahoby M'kata Online

Sahoby M'kata Online Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sahoby M'kata Online, Footwear Store, Ankadifotsy, Antananarivo.

🧒Vente casquette en gros
πŸ₯ΎChaussures en dΓ©tail ou en gros
🌹 Jean la mode
🌹Produits cosmétiques
"Miova ny style,miakatra ny fiainana.
πŸ“©Commande inbox
🚴🏼Livraison rapide
Vente en gros et en dΓ©tail
LIVE DIRECT
πŸ“ž0381165306-0375062937

Jp 7 000ar
08/07/2026

Jp 7 000ar

πŸ™πŸ™πŸ™πŸ™
08/07/2026

πŸ™πŸ™πŸ™πŸ™

π—©π—”π—©π—”π—žπ—” 𝗛𝗒 𝗔𝗑'𝗑𝗬 𝗙𝗔𝗑𝗗π—₯π—œπ—”π— π—£π—”π—›π—”π—Ÿπ—˜π— π—”π—‘π—” 𝗦𝗬 π—™π—œπ—”π—₯𝗒𝗩𝗔𝗑𝗔 𝗑𝗬 π—’π—Ÿπ—’π— π—•π—˜π—Ÿπ—’π—‘π—”

Ry Jesoa be fitiavana sy malemy fanahy Γ΄,

Mitalaho Aminao izahay mba hijery sy hiaro ny firenenay sy ny vahoakanay. Esory ny tsy fandriampahalemana, ny hala-jaza, ny herisetra ary ny tahotra rehetra izay mampahory ny olona

Fenoy fitiavana sy fihavanana ary fifamelana ny fonay. Omeo fahendrena sy hery ireo tompon'andraikitra mba hiaro ny aina sy ny zon'ny vahoaka rehetra.

Ry Md Josefa, mpiaro ny Fianakaviana Masina, mivavaha ho anay sy ho an'ny tanindrazanay.Arovy ny ankizy, ny ray aman-dreny ary ny fianakaviana rehetra mba ho voaro amin'ny loza sy ny ratsy rehetra.

Topazo maso amim-pamindram-po ny firenenay. Atsaharo ny herisetra, ny tsy fandriampahalemana, ny hala-jaza, ny famonoana ary ny asa ratsy rehetra manimba ny hasin'ny aina sy mampitomany ny fianakaviana. Tahio ny ankizy rehetra mba ho voaro amin'ny loza sy ny fandrika rehetra; arovy ny tanora mba tsy ho voasariky ny faharatsiana; ampaherezo ny ray aman-dreny amin'ny fanabeazana sy ny fitiavana.

Enga anie ny fiadanan'i Kristy hanjaka ao am-ponay sy manerana ny firenena, ka hiaina am-pilaminana sy am-pitiavana ny olombelona rehetra.

Amen.

Β© Ekipa Fianakaviana Masina Tontolo Katolika

π—©π—”π—©π—”π—žπ—” 𝗛𝗒 𝗔𝗑'𝗑𝗬 𝗙𝗔𝗑𝗗π—₯π—œπ—”π— π—£π—”π—›π—”π—Ÿπ—˜π— π—”π—‘π—” 𝗦𝗬 π—™π—œπ—”π—₯𝗒𝗩𝗔𝗑𝗔 𝗑𝗬 π—’π—Ÿπ—’π— π—•π—˜π—Ÿπ—’π—‘π—” Ry Jesoa be fitiavana sy malemy fanahy Γ΄,Mitalaho Aminao i...
08/07/2026

π—©π—”π—©π—”π—žπ—” 𝗛𝗒 𝗔𝗑'𝗑𝗬 𝗙𝗔𝗑𝗗π—₯π—œπ—”π— π—£π—”π—›π—”π—Ÿπ—˜π— π—”π—‘π—” 𝗦𝗬 π—™π—œπ—”π—₯𝗒𝗩𝗔𝗑𝗔 𝗑𝗬 π—’π—Ÿπ—’π— π—•π—˜π—Ÿπ—’π—‘π—”

Ry Jesoa be fitiavana sy malemy fanahy Γ΄,

Mitalaho Aminao izahay mba hijery sy hiaro ny firenenay sy ny vahoakanay. Esory ny tsy fandriampahalemana, ny hala-jaza, ny herisetra ary ny tahotra rehetra izay mampahory ny olona

Fenoy fitiavana sy fihavanana ary fifamelana ny fonay. Omeo fahendrena sy hery ireo tompon'andraikitra mba hiaro ny aina sy ny zon'ny vahoaka rehetra.

Ry Md Josefa, mpiaro ny Fianakaviana Masina, mivavaha ho anay sy ho an'ny tanindrazanay.Arovy ny ankizy, ny ray aman-dreny ary ny fianakaviana rehetra mba ho voaro amin'ny loza sy ny ratsy rehetra.

Topazo maso amim-pamindram-po ny firenenay. Atsaharo ny herisetra, ny tsy fandriampahalemana, ny hala-jaza, ny famonoana ary ny asa ratsy rehetra manimba ny hasin'ny aina sy mampitomany ny fianakaviana. Tahio ny ankizy rehetra mba ho voaro amin'ny loza sy ny fandrika rehetra; arovy ny tanora mba tsy ho voasariky ny faharatsiana; ampaherezo ny ray aman-dreny amin'ny fanabeazana sy ny fitiavana.

Enga anie ny fiadanan'i Kristy hanjaka ao am-ponay sy manerana ny firenena, ka hiaina am-pilaminana sy am-pitiavana ny olombelona rehetra.

Amen.

Β© Ekipa Fianakaviana Masina Tontolo Katolika

πŸ’”πŸ’”πŸ˜­πŸ˜­
07/07/2026

πŸ’”πŸ’”πŸ˜­πŸ˜­

πŸ”₯ ARRIVAGE VAOVAO πŸ”₯πŸ‘Ÿ Sneakers tendance ho an'ny lehilahy sy vehivavy, tena manara-penitra sady mora ampifanarahana amin'...
07/07/2026

πŸ”₯ ARRIVAGE VAOVAO πŸ”₯
πŸ‘Ÿ Sneakers tendance ho an'ny lehilahy sy vehivavy, tena manara-penitra sady mora ampifanarahana amin'ny style rehetra.
βœ… Kalitao tsara βœ… Mahazo aina rehefa mandeha βœ… Design moderne sy classy βœ… Mety amin'ny fivoahana, fianarana, na fampiasana andavanandro
πŸ“ Pointure misy : 38 - 39 - 40 - 41 - 42 - 43
πŸ’° Vidiny : 60 000 Ar monja
🎨 Loko misy : 🟒 Vert/Noir πŸ”΄ Rouge/Blanc 🀎 Marron
⚠️ Stock voafetra! Aza miandry ho lany vao hanafatra.
πŸ“© Midira anaty inbox na mametraha commentaire hoe "IntΓ©ressΓ©" dia hovalianay avy hatrany.
Sahoby M'Kata Online πŸ›οΈβœ¨

πŸŽ“ MIRARY SOA HO AN'IREO MPIADINA BEPC REHETRA! πŸ“šπŸ€Manomboka androany ny fanadinana BEPC. Mirary anareo rehetra hahazo fah...
06/07/2026

πŸŽ“ MIRARY SOA HO AN'IREO MPIADINA BEPC REHETRA! πŸ“šπŸ€
Manomboka androany ny fanadinana BEPC. Mirary anareo rehetra hahazo fahendrena, fahatoniana ary fahatokisan-tena mandritra ny fanadinana.
Aza matahotra, omeo ny tsara indrindra, fa ny ezaka nataonareo no hiteny ho anareo.
Mirary fahombiazana sy vokatra mendrika ho anareo rehetra. πŸ™βœ¨
β€” Sahoby M’Kata Online πŸ’™

02/07/2026

Live mixte prix tsy ampoizina
Contact+code et lieu de livraison obligatoire amin’ny mp
Cartables. Moumouta.Ensembles
Tsindrio ny ❀️❀️❀️amin’izay mipoitra ny commentaire

Efa parΓ©e daholo ny colis anareo tao anaty live omaly anπŸ₯°Mankasitraka anareoπŸ™Androany daholo ny livraison fa alefaso foa...
02/07/2026

Efa parΓ©e daholo ny colis anareo tao anaty live omaly anπŸ₯°Mankasitraka anareoπŸ™
Androany daholo ny livraison fa alefaso foana ny téléphone ☎️
Rahariva amin’ny 18h indray live mixte.Cartabes,ensembles,moumouta
Ataontsika morabeeee fa aza tara πŸ₯°πŸ‘
5 000ar dia efa mahazo

01/07/2026

Live cartables manjabe πŸ₯°
Tsindrio ny ❀️dia mipoitra ny commentaire
Contact +code +lieu de livraison alefa mp eo noho eo
Alefa ary mijery tsara fa tsy afaka manolo an

Retour mamikely fa adinoko nandefa azy❀️❀️❀️Mankasitraka tompoko πŸ™πŸ™πŸ™Aza adino ny live cartables manjabe rahariva amin’ny...
01/07/2026

Retour mamikely fa adinoko nandefa azy❀️❀️❀️
Mankasitraka tompoko πŸ™πŸ™πŸ™
Aza adino ny live cartables manjabe rahariva amin’ny 18h.
7 000ar dia mahazo

Address

Ankadifotsy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sahoby M'kata Online posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category