05/05/2026
Ela2 tsy hita fa andao asintsika jeux indray aloha e,😊
Ito talon manja be 30.000ar 🫢😍 ito no cadeau ho an'izay manao :
1️⃣ Je participe
2️⃣ Manasa namana hilalao sy hi-j'aime ny pejy
3️⃣ Mandefa capture hoe abonné
4️⃣ Manao partage ao -any
Ataontsika tsy ela ny fisarihana😉
Alefa ary ee⬇️⬇️