M"Bika Tsik

M"Bika Tsik Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from M"Bika Tsik, Ankorondrano, Antananarivo.

Manana arrivage Indray isika oh,🛑🧨⛔Tennis Amin Ilay tsara be daholoManao livraison Izahay🛵🛵Afaka manantona mp AVY hatran...
17/03/2026

Manana arrivage Indray isika oh,🛑🧨⛔
Tennis Amin Ilay tsara be daholo
Manao livraison Izahay🛵🛵
Afaka manantona mp AVY hatrany👉🏿⭕⭕

03/01/2026

📌 Atoro antsika androany indray ary ny fomba fanadiovana kiraro fotsy (Stan Smith, air force, converse, ...) mba ho fotsifotsy tsara foana 😉 ilay kiraro ankafizintsika matahoatra fotaka iny eh. 😆

❤️❤️Karibonetra + vovon-tsavony, asiana rano ny koveta hanasana azy dia afangaro ao ireo , halona ao 10 na 15 minitra eo eo ilay kiraro izay vao sasana.

❤️❤️Vinaigitra fotsy 1/2 kopy + Karibonetra 1/2 kopy indray no hafangaro, kosehina @ io ny kiraro aloha, dia avela 30 minitra eo eo izay vao kobanina tsara @ rano mangatsiaka, kobanina tsara mihintsy fa ny vinaigitra somary maherihery fofona.

❤️❤️Sasana toy ireny manasa azy andavanandro ireny aloha ny kiraro sady kosehina borosy (rano + vovon-tsavony) dia aveo kobanina, rehefa vita kobana tsara izy dia manomana rano amin'ny koveta indray dia ampiana eau de javel, avela hilona 30 minitra ao ilay kiraro avy nosasana efa vita kobana.

Aza matahoatra sy very hevitra intsony ary mividy kiraro fotsy fa feno fikafika hanadiovana azy eh!
Zarao sao mahasoa n'y Hafa e
Araho foana ihany koa n'y page fa mizara Zavatra mahasoa betsaka ho antsika foana👉🏿👉🏿👍🏿👍🏿

❌❌Arrivage tsara sady mora be❌❌Misy karazany maro ireo🥰🥰Ho antsika Mila tennis tsara Amin izao féty izao..Araraoty ary ❤...
30/12/2025

❌❌Arrivage tsara sady mora be❌❌
Misy karazany maro ireo🥰🥰
Ho antsika Mila tennis tsara Amin izao féty izao..
Araraoty ary ❤️❤️

Address

Ankorondrano
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M"Bika Tsik posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share