28/04/2026
Coucou les Loulous❤ aza adino fa amin'ny JEUDI no anaova ny tirage anh, mbola afaka mandray anjara dia partageo sy araho foana ny pejy❤
20.000ar ilay loka ary mbola hoavy ny lalao marobe manaraka🥰 bonne journée et bisous bisous💋
✨𝙂𝙞𝙫𝙚 𝙖𝙬𝙖𝙮 ✨
🌷 Tirage 20.000ariary no ataon-tsika
TSOTRA KELY NY FANDRAISANA ANJARA
🌷Mi mentionné olona 5 ao amin'ny commentaire ary asiana hoe JP 20.000ar
🌷Inviteo ny namanao anaraka ny page.
🌷abonneo ny page ary ary manisy j'aime ny page sy pubication.
🌷 Partagé-na ao amin'ny profil en mode public ity publication ity
🌷Partagéo anaty groupe 10 izay misy anao iany koa
Ataontsika mangarahara tsara ny lalao ary izay manaraka fepetra iany no mahazo❤
Amin'ny 𝙅𝙚𝙪𝙙𝙞 30 𝘼𝙫𝙧𝙞𝙡 no ho atao ny fisarihina ka arao ny pagen-tsika , bisous bisous✨❤