20/02/2026
Salama eh😇
Hary shop avance center dia manolotra anao sac bondouliere💼
-tsara endrika sy mahatohitra rano💧
-compartiment maro ho an'ny entanao
Vidiny:85.000 ar
Livraison aingana manerana an ny Madagasikara🛵