Feno soa boutique

Feno soa  boutique Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Feno soa boutique, Clothing (Brand), Analakely, Antananarivu.

Ensemble stylé 🥰😉Tissu lin daoly😍Manao livraison izahay...🚛
16/02/2026

Ensemble stylé 🥰😉
Tissu lin daoly😍
Manao livraison izahay...🚛

Jupe baby doll 🥰🥰 leopard,flery ❤️Tissu :lin ,fibraneManao livraison izahay...
16/02/2026

Jupe baby doll 🥰🥰 leopard,flery ❤️
Tissu :lin ,fibrane
Manao livraison izahay...

Arrivage Palazzo 🥰Manao livraison izahay an!😁
16/02/2026

Arrivage Palazzo 🥰

Manao livraison izahay an!😁

Coucouuuuuu 😍🥰Mandray commande  hatrany izahay an🤗❤️
08/01/2026

Coucouuuuuu 😍🥰
Mandray commande hatrany izahay an🤗❤️

25/12/2025

Bonjouuur 🥰🥰❤️
Désolé ireto fa taraiky kely le fisarihana an 🥺
Ao ao ilay tsara vitana ahazo an'ilay jupe baby doll ary🥰🥰

24/12/2025

Bonjourrr 😍😍🥰
Androany ilay fotoana nifanomezana anaovana fisarihana ,araho tsy tapaka ny pejy fa rariva aho manao ny fisarihana ❤️
Bisouuuus😘😘

22/12/2025

Coucouuu🥰🥰🥰
Efa kely sisa de anao fisarihana ho an 'ilay olona roa tsara vitana isika an ..
Ilay lalao azahona jupe baby doll🥰afaka misafidy couleur Izay mahazo fa tsy voatery loko fotsy ihany

Coucou les filles ireo misy arrivage mamikely afaka anaovana  fety izao🥰🥰Palazzo: 20.000ar  (misy couleur maro de misy u...
16/12/2025

Coucou les filles ireo misy arrivage mamikely afaka anaovana fety izao🥰🥰

Palazzo: 20.000ar (misy couleur maro de misy uni kou ...)
Jupe Fleury : 25000ar (misy couleur maro be ihany kou ahafahana misafidy ..)
Jupe fotsy : 25000ar tissu fibrane
28000ar tissu lin
Jupe uni : 25000ar (misy couleurs izay tedavinao..)
Livraison possible 🚛
Point de vente :Analakely stands 110 ampitan'ny totombaton'Antaninarenina 🥰 ❤️

Bonjouuuuuur 🥰Misokatra ho anareo manomboka androany I Feno soa boutique 😍🫶🏼vonona hanome ny tsara ho anareo izahay ary ...
13/12/2025

Bonjouuuuuur 🥰

Misokatra ho anareo manomboka androany I Feno soa boutique 😍🫶🏼vonona hanome ny tsara ho anareo izahay ary mora vidy 😁

Ho fanokana ny Feno soa boutique de hanolotra io jupe baby doll @ sary itanareo Io izahay Sady cadeaux de Noël ho an'i olona 2 tsara vitana 😁🫶🏼

Ny fepetra harahina dia ireto avy :
-Mila abonné page ity ianao
-Mitarika namana 5 eo mba hanaraka ny pejy
-mipartage @ groupe 3 izay misy anao
-ary farany omeo reaction ity pub Ity😁

@ 24 December ho avy izao ny fisarihana ka andao ary eh🥰🥰🫶🏼

Address

Analakely
Antananarivu

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Feno soa boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share