21/02/2026
Tsara hariva daholo oh! nanao ahoana ny Herinandronareo tao❣️, hitondra zava-baovao ho anareo indray ny pejy BY BLOUM FACHION androany an! tena tsara reto sady vitsy, mbola lohan'entana manitra be, anotanio ary zay mety fa vitsy2 ne oa ee, manao livraison zahay an🥰, sady afaka récupérena ety Ambohimena ihany koa❣️