30/07/2025
🤤🤤🔥
Ôzalahyyy 🤤🤤 ❌ARRIVAGE TEDDY 😍❌❌
Tsoriko fa tena tsy mbola nahita entana tsara trop otran’ito aho hatr@zay nivarotanay 🔥🔥
Efa ezahana atao tsara rapport qualité prix fa natao hozakantsika rehetra hatrany 🥰🙏🏽
Ao daholo amzay ve?? 🙈🙈 tongava fa tena otran’ny iridana be izy ity anh 🤤🤤🤤😅
Détails alefako eto foana ihany ☺️
Numéro : 0382654406
Toerana : Andranomadio akaiky auto pièces tsinampoizina santé plus Antsirabe fa afaka mandefa faritra, misy ho an’ny taille rehetra, ambavy sy andahy, prix zakan’ny be sy ny maro 🙏🏽🙏🏽🙏🏽👌🏼🇲🇬
Félicitations koa i Alfyh Razafimamonjy nahamarina ity arrivage ity, Teddy ranoray ilay izy manasa anao andefa numéro mvola et nom complet isitrahanao ilay crédit 5000ar 🥰
Merci antsika rehetra ni lalao, efa zatra nareo zao fa misy kilalao milatsaka tampoka tsikelikely eny aza miala alavitran’ny page intsony 😘