Haja Boutique - Antsirabe - 034 96 872 29

Haja Boutique - Antsirabe - 034 96 872 29 Izahay dia mivarotra tennis hiaka farany amin'ny vidiny mirary sy karazana akanjo vaovao maro isan-karazany : tee-shirt, jogging, casquette, etc.

Ny boutique anay dia eo Antsenakely Antsirabe. Afaka manao livraison any amin'ny faritra rehetra.

Kaaay 🤩🤩🤩zany hatsarany e!!Zay tinao ary Tonga de mp avy atrany ee!! Qualité mahafapo atrany 👍💪💪(photos réelles)Mandefa ...
25/02/2025

Kaaay 🤩🤩🤩zany hatsarany e!!
Zay tinao ary Tonga de mp avy atrany ee!! Qualité mahafapo atrany 👍💪💪(photos réelles)
Mandefa @ faritra
Contact 0349687229

Mibika tsara fona enao miaraka @ Jord Zion 3 sy ny Air Force an!😉👟👍👍👟 Qualité 👍🤛👌Mp avy atrany ary!Mandefa @ faritra
13/11/2024

Mibika tsara fona enao miaraka @ Jord Zion 3 sy ny Air Force an!😉👟👍👍👟 Qualité 👍🤛👌
Mp avy atrany ary!
Mandefa @ faritra

04/11/2024

Raha ny iray amin'ireto no eny an-tongotrao tonga dia aoka fotsiny eee... safidio ary izay tinao 😍

*Photo réelle* daholo reo an 🎉

Tonga dia MP na miantsoa avy hatrany 034 96 872 29

Address

Boutique 22 TER/Antsenakely
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Haja Boutique - Antsirabe - 034 96 872 29 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share