23/06/2026
🎯 DEVINETTE ANDROANY INDRAY ARY🤩
🤔 Inona ary aho ô?
👶 Mitrotro ny zaza am-pilaminana aho rehefa mandeha fiara👍
🚗 Miaro azy amin'ny dona aho raha sendra sendra lalandratsy (mba nanahoana marina ary zay ilay lalana makany Tanà) 👍
😴 Mampahazo aina azy hatory aho mandritra ny dia👍
💖 Misy tahony aho ka mora entina na aiza na aiza👍
❓ Iza ary ô?
Mba valio ao aminy commentaires ary oe😍
💙 INONA MARINA MO IZANY SIEGE AUTO IZANY???
Ny siège auto bébé dia natao hiarovana sy hampahazo aina ny zanakao rehefa mandeha fiara.
Mety ho an'ny zazakely vao teraka ka hatramin'ny volana maromaro izy io.
✅ Miaro ny zaza mandritra ny dia
✅ Mora entina noho ny tahony matanjaka
✅ Misy fehikibo fiarovana anatiny
✅ Seza malefaka sy mampahazo aina
✅ Azo ampiasaina rehefa mandeha lavitra n'aiza n'aiza
👉Efa disponible ato aminay ZAZASHOP izy izao ka araraoty Ary sao lany eo ka tsy mahazo🤩
📩 Alefaso ary ny commande dieny Zao ao aminy MP🤩
🇲🇬💙