Asuka Mode

Asuka Mode Prêt à porter & habillement.
034 27 754 04

👀👀 ato amin'ny page aloha ny maso 👍👍👍 veste sueding tena tsara bé ....matevina tsara waouhh 🥰🥰🥰.👉 Couleur dispo: rose, b...
30/05/2025

👀👀 ato amin'ny page aloha ny maso 👍👍👍 veste sueding tena tsara bé ....matevina tsara waouhh 🥰🥰🥰.

👉 Couleur dispo: rose, bleu, noir, jaune,...
👉 Taille S/M
👉 Prix 55.000 Ar à débattre
👉 Fihavanana center Tsarasotra Antsirabe BOX 28 rez de chaussée.
☎️ 034 27 754 04

👀👀Pull col roulé femme S/M👀👀👉Prix : 10.000 Ar Couleur Mbola feno maro hafa karazany👣👣Box 28. Fihavanana center Tsarasotr...
30/05/2025

👀👀Pull col roulé femme S/M👀👀
👉Prix : 10.000 Ar
Couleur Mbola feno maro hafa karazany
👣👣Box 28. Fihavanana center Tsarasotra Antsirabe. 👣👣
👉Afaka manao livraison ihany koa

30/05/2025

Salama avy isika rehetra oo...

Ela ela ny tenako tsy tazana noho ny fotoana somary Tena sahirana

Hiverina eto amin'ny zay ny tenako ... Vaovao Tena betsaka. Feno arrivage isika ry namako

- veste sueding
- blouson cuir
- pull col roule
- manteau
- haut classe
- pantalon femme
- blouson bombers
- capuchon.....

Ny sary ho alefako miandalna

Lalao faharoa izay miaraka amin'i  # Asuka_mode.Ny mpandresy 03 be izao voalohany dia mahazo loka surprise avy aty amin'...
11/03/2025

Lalao faharoa izay miaraka amin'i # Asuka_mode.

Ny mpandresy 03 be izao voalohany dia mahazo loka surprise avy aty amin'ny . box 22 ao Amin ny Fihavanana centre commercial Antsirabe

‼️Toy izao ny fepetra‼️:

✅mi"j'aime" ny page tsika " n Mode" enao Ary hipartage eo amin'ny mur nao en mode public
✅Asao ny namanao 5 hi j'aime ny page ary hi partage eo amin'ny mur ny en mode public.
✅Asao ny namanao hafa ( ankoatra ireo 5 Etsy ambony ) hanao j'aime page tsika sy hi j'aime commentaire nao . izay. ( betsaka j'aime).

🙏🙏 Ny famoahana ny valin'ny kilalao Dia Ray Andro alohan'ny kilalao manaraka 🙏🙏

👀👀 Farany lalao Dia ny 23 martsa 2018. 👀👀

🔔Tongavasoa isika rehetra miantsena, mitsidika, mividy... Ato amin'ny Box 22 CENTRE COMMERCIAL TSARASAOTRA ANTSIRABE

💥Bonne chance daoly ary !!!💥

Ndao hilalao isika ato amin'ny  # Asuka_mode.08 mars : Andro ny vehivavy.🙋Vehivavy Ray voalohany mahazo haut stylé 🙋 veh...
04/03/2025

Ndao hilalao isika ato amin'ny # Asuka_mode.

08 mars : Andro ny vehivavy.

🙋Vehivavy Ray voalohany mahazo haut stylé
🙋 vehivavy faharoa mahazo ambony akanjo anakizy iray Zay tiny ato Amin box 22

‼️Toy izao ny fepetra‼️:

✅mi"j'aime" ny page tsika " n Mode"
✅Asao ny namanao 5 hi j'aime Ary hi partage eo amin'ny mur ny en mode public.
✅ Partageo en mode public ity publication ity
✅ Teny kely mambabo fo anao eo Amin'ny commentaire Ary izay betsaka j'aime indrindra no mahazo ny loka

🔔Tongavasoa isika rehetra miantsena, mitsidika, mividy... Ato amin'ny Box 22 CENTRE COMMERCIAL TSARASAOTRA ANTSIRABE
👉8mars amin'ny 08 ora Alina tapitra ny lalaotsika

💥Bonne chance daoly ary !!!💥

Andro ny vehivavy ny 08 martsa ... Izay vehivavy mividy entana ato aminay mandrapatonga ny 09 martsa dia mahazo crédit t...
04/03/2025

Andro ny vehivavy ny 08 martsa ... Izay vehivavy mividy entana ato aminay mandrapatonga ny 09 martsa dia mahazo crédit telma 1.000 ar.

efa misokatra ho anao ara
BOX 22 ambany rihana
# FIHAVANANA CENTRE COMMERCIAL tsarasotra ✅

😻🥰🥰 arrivage tsara be:
👉 Akanjo ankizy amin'ilay mahafatifaty

👉pataloha mihaja

👉 Ambonin'akanjo mihaja kely

👍👍 Deuxième main tsara be👍👍

Mp/034 27 754 04📞📩

Salama daholo ee... 😘 Aty aloha ny masontsika 👀 raha hijery ambonin ' akanjo mihaja bePrix adorable zakan'ny daholo be🥰 ...
04/03/2025

Salama daholo ee... 😘

Aty aloha ny masontsika 👀 raha hijery ambonin ' akanjo mihaja be

Prix adorable zakan'ny daholo be🥰 🥰 🥰🥰🥰

👉Deuxième main avy

Récupération Box 22 CENTRE COMMERCIAL Tsarasaotra Antsirabe

Mp/034 27 754 04

Misaotra antsika rehetra

Akanjo ana ankizy lamaody.Amin'ny vidiny mirary.Fihavanana center Tsarasaotra Antsirabe.Box 22.Tongavasoa.
03/03/2025

Akanjo ana ankizy lamaody.
Amin'ny vidiny mirary.
Fihavanana center Tsarasaotra Antsirabe.
Box 22.
Tongavasoa.

28/02/2025

📢 VAOVAO MAHAFALY HO AN’IREO MPITIA LAMAODY! 📢

Efa misokatra izao ny Box 22 ao amin'ny Fihavanana Center, akaikin’ny Trésor, Antsirabe! 🔥

🌟 Inona no ho hitanao ao? 🌟

👕 Akanjon’ankizy: T-shirt, short, pataloha... ho an’ny ankizy tia fiakanjo tsara sy mahafatifaty!

👗 Akanjo ambony ho an'ny vehivavy: Lamaody farany indrindra, mirindra tsara ho an’ny mpiasa birao sy ireo manaraka ny fironana amin’izao fotoana izao.

👖 Pataloha mihaja ho an’ny lehilahy sy vehivavy: Tsotra nefa manja, mety amin’ny fotoana samihafa – na amin’ny asa, na amin’ny fety!

✨ Kalitao tsara – Vidiny mirary – Lamaody manaraka ny fotoana! ✨

🛍 Tongava maro hizaha sy hisafidy! Aza tara! 🛍

Address

Tsarasaotra Fihavanana Center Box 22
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Asuka Mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share