Miti's Shopping

Miti's Shopping Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Miti's Shopping, Clothing (Brand), 4 chemin Ambalavato, Antsirabe.

Aiza daholo ndray Ary e efa misy anito campus ito ato aminay ka asa tara Ary fa vitsivitsy ian ny stock an mp avy hatran...
17/03/2026

Aiza daholo ndray Ary e efa misy anito campus ito ato aminay ka asa tara Ary fa vitsivitsy ian ny stock an mp avy hatrany 😁
Misy pointure ❤️
Sur commande 🌺

Alefaaaaa Ary oooooo efa ela no niandrasanareo anilay jeu 🎉🌺 , ka fanontaniana tena natao faranizay mora ilay izy hoe: A...
15/03/2026

Alefaaaaa Ary oooooo efa ela no niandrasanareo anilay jeu 🎉🌺 , ka fanontaniana tena natao faranizay mora ilay izy hoe:
Aiza aminireo no ahitana ny Miti's Shopping ?
✅ 1 _ 2 _ 3
alefa ary sao anjaranareo ilay cadeau
Conditions : mila mi-abonné ny page Miti's Shopping Mi-inviter namana hi-abonné ny page
Partager en mode public
Izay be réaction, nefa mahafantatra ny valiny marina no mahazo anilay cadeau 🥰☺️
Go Go Go !!!!!! 🎊🥳

Bonsoir , Tonga indray ny arrivage manarakaJean Wed Leg 😍mp aingana ary ☺️ Prix 20000 ar ✨ araraoty ary o ❤️
05/03/2026

Bonsoir , Tonga indray ny arrivage manaraka
Jean Wed Leg 😍
mp aingana ary ☺️
Prix 20000 ar ✨ araraoty ary o ❤️

Coucouuuuu daholo ndray Ary ooooo ❤️✨Mbola misy hatrany ny ensemble pataloha na any lehibe na any ankizy Hoan'ny lehibe ...
03/03/2026

Coucouuuuu daholo ndray Ary ooooo ❤️✨
Mbola misy hatrany ny ensemble pataloha na any lehibe na any ankizy
Hoan'ny lehibe : 26000 ar, taille S M L
Hoan'ny ankizy indray : 20000 ar , 5-10ans
Mp pour commander ✨🥰

Aiza daholo ry abonné ooooo !!!!!!!À très bientôt ........ ❣️🥰
28/02/2026

Aiza daholo ry abonné ooooo !!!!!!!

À très bientôt ........ ❣️🥰

Eeeeeeeoooooooo !!!!!Mbola misy ian ireto ensemble ireto an am vidin mirary mp aingana fa efa kely sisa 🥰☺️
25/02/2026

Eeeeeeeoooooooo !!!!!
Mbola misy ian ireto ensemble ireto an am vidin mirary mp aingana fa efa kely sisa 🥰☺️

Tsy mitsahatra hatrany izahay manome fahafahampo anareo fa ireto KO misy ato aminay 🥰☺️ Ensemble jupe 😁🤩 mp aingana Ary ...
30/01/2026

Tsy mitsahatra hatrany izahay manome fahafahampo anareo fa ireto KO misy ato aminay
🥰☺️ Ensemble jupe 😁🤩
mp aingana Ary e ❤️

Efa misy KO ny akanjo Saint Valentin an , ho antsika couple rehetra any e , mp avy hatran Ary e ❤️🥰
30/01/2026

Efa misy KO ny akanjo Saint Valentin an , ho antsika couple rehetra any e , mp avy hatran Ary e ❤️🥰

Coucou daholo ndray ooooo efa misy indray n'y ensemble fa midira mp rah te ahazo misy am soratra hafa 🥰❤️ Mp ary e
28/01/2026

Coucou daholo ndray ooooo efa misy indray n'y ensemble fa midira mp rah te ahazo misy am soratra hafa 🥰❤️
Mp ary e

Bonjour daholo e ireto ndray ary ny ensemble tsara kely eTissu coton tsaraTaille standard S M LLieu de recuperation 4 ch...
01/12/2025

Bonjour daholo e ireto ndray ary ny ensemble tsara kely e
Tissu coton tsara
Taille standard S M L
Lieu de recuperation 4 chemin Ambalavato
Aza tara ary fa vitsivitsy ihany sisany ato an 🥰😍
Mp tout de suite 😊😁😘

Address

4 Chemin Ambalavato
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miti's Shopping posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share