25/10/2024
: Misy soma aminareo de otrino vidiny ?
Pharmacie : Fanafody ino ma zany Azafady ?
: Soma volamena.
Pharmacie : Zahay tsy mivarotra volamena fa fanafody ihany tompoko.
: Toaka kony zany ai
Pharmacie : annnn, any amin'ny BAR tokony misy azy tompoko.
Nb: Raha misy zavatra tsy hay dia zahay mpiasany pharmacie dia afaka magnomé torohevitra!
Bon fin de semaine !🥰