20/09/2023
📣 Ao anatin'ny fankalazana ny faha 50 taona n'y Culture hip-hop dia misy ny hetsika iray izay karakarain'ny EKA LEKA Sy KOLOTSAINA MAINTY eto Fianarantsoa (Chaudière ) ny zoma 29 Sept ho avy izao .
Tongava maro fa misy fanomezana ho zaraina ho an'ireo 30 tonga voalohany 🎁.