UrsuShop Andrainjato

UrsuShop Andrainjato Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from UrsuShop Andrainjato, Apparel & Clothing, Andrainjato, Fianarantsoa.

Robe tsara Sady mafan ny andro aza tara efa Kely sisa natao mora am vidiny 9000ar
27/11/2025

Robe tsara Sady mafan ny andro aza tara efa Kely sisa natao mora am vidiny 9000ar

natao solde 2500 ar  aza tara  efa mora be livraison gratuite ho an'izay andrainjato
13/09/2025

natao solde 2500 ar aza tara efa mora be livraison gratuite ho an'izay andrainjato

04/09/2025

Bonjour daholo , tandremo anao so tara efa Kely sisa ato frite ankondro mafana tsara avec lasary gratuit

02/09/2025

Ho antsika jiaby am préfat, tsy adigno lay am bâtiment na koa externe. Mivarotra frite akondro ny ato am Prefat H05, mafana , matsiro manomboka am 16h jusqu'à 20 h ny fivarotana Frite akondro ny Tamatave tsara ,hoan'y izay mbl ts nagnandragna tongava fa ho afa-po anw . mihinagna 01 anw maregny tsirony , minagna 02 anw te hagnampy. Minagna 03 milela molotra, ary mihinana
05 anw ts te hiagna ihinagna , mihinagna 10 anw mahazo cadeau

solde 3000 ar livraison gratuit aza tara
29/08/2025

solde 3000 ar livraison gratuit aza tara

Tonga indray ny Paty gasy  EFA maro  nividy   tandremo sao tara ianao efa Kely sisa
29/08/2025

Tonga indray ny Paty gasy EFA maro nividy tandremo sao tara ianao efa Kely sisa

28/08/2025
Tonga indray Paty gasy  madinika   tsara ary maina  izay mbl tss eto fianarantsoa am vidiny mirary de mirary 4500 Ar ny ...
28/08/2025

Tonga indray Paty gasy madinika tsara ary maina izay mbl tss eto fianarantsoa am vidiny mirary de mirary 4500 Ar ny 1 Kg , ho anao izay anao goûté na hivarotra de ity no tsara aza misalasala miditra Mp na mandeh cite am prefat H05 no misy anay na koa miantso laharana : 0349372568 ary mbl misy am sache 1000 ar monja, izahay ato am UrsuShop Andrainjato de vonona anome ny tsara ho anw izay

bonjour daholo , ireto indray ny arrivage vaovao be aza tara fa sady mora no tsara
26/08/2025

bonjour daholo , ireto indray ny arrivage vaovao be aza tara fa sady mora no tsara

Address

Andrainjato
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when UrsuShop Andrainjato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share