Tati shop - 301

Ela ela tsika zay e 😊Mbola nisy nanahirana zareo a 🥹Fa reo aloha ny arrivage e 😊Dispo Fianarantsoa Mora be fa 5000ar fot...
21/08/2026

Ela ela tsika zay e 😊
Mbola nisy nanahirana zareo a 🥹

Fa reo aloha ny arrivage e 😊
Dispo Fianarantsoa
Mora be fa 5000ar fotsiny 🥰
Mp ary e sod tara eo 😅

Retour kely avy amin'ny cliente 🥰Mankasitraka hatrany ☺️Vonona fôna zahay hanome fahafaham-po anareo 😊Mandray commande f...
18/07/2026

Retour kely avy amin'ny cliente 🥰
Mankasitraka hatrany ☺️
Vonona fôna zahay hanome fahafaham-po anareo 😊
Mandray commande fôna zahay a ☺️

Ho anareo zay tsy mbola nahazo 😊Mbola bdb ato 😁Dispo Fianarantsoa , mandefa amin'ny faritra Mp raha misy tinao
13/07/2026

Ho anareo zay tsy mbola nahazo 😊
Mbola bdb ato 😁
Dispo Fianarantsoa , mandefa amin'ny faritra
Mp raha misy tinao

Cliente satisfaite 🥰Merci beaucoup ki  Ratovoarison ☺️🙏Mandray commande hatrany izahay ☺️ Mp ary oh 😊
13/07/2026

Cliente satisfaite 🥰
Merci beaucoup ki Ratovoarison ☺️🙏
Mandray commande hatrany izahay ☺️
Mp ary oh 😊

Tia bracelet ve nareo 😍Mbola misy bdb ato 🥰Mandray commande hatrany izahay oh 😊Prix abordable 😁Mp ary e Dispo Fianarants...
11/07/2026

Tia bracelet ve nareo 😍
Mbola misy bdb ato 🥰
Mandray commande hatrany izahay oh 😊
Prix abordable 😁
Mp ary e
Dispo Fianarantsoa, mandefa amin'ny faritra

Misaotra nanome fahatokisana ho anareo zay nicommande  🥰 Mandray commande hatrany izahay hoanareo zay icommande ☺️ manao...
10/07/2026

Misaotra nanome fahatokisana ho anareo zay nicommande 🥰
Mandray commande hatrany izahay hoanareo zay icommande ☺️ manao personnalisé koa 😊
Efa natao mora ny vidiny
Mp ary e ☺️
Dispo Soanierana Fianarantsoa

Kavina tsara be 😍Efa natao mora be mintsy ☺️3000ar fotsiny d 4000ar ny 1 😁Dispo Soanierana Fianarantsoa Mp raha misy met...
10/07/2026

Kavina tsara be 😍
Efa natao mora be mintsy ☺️
3000ar fotsiny d 4000ar ny 1 😁
Dispo Soanierana Fianarantsoa
Mp raha misy mety amndry 🥰

Entana vaovao ndray ny amidintsika ☺️Hoanareo zay tia bracelet 😍Anontanio zay mety fa misy karazany be dia be ato afaka ...
09/07/2026

Entana vaovao ndray ny amidintsika ☺️
Hoanareo zay tia bracelet 😍
Anontanio zay mety fa misy karazany be dia be ato afaka isafidianana 😊
Afaka atao cadeau, souvenir ho an'ny namana 🥰
Mandray commande koa zahay ☺️
Dispo Soanierana Fianarantsoa , mandefa amin'ny faritra

Mangatsika ny andro d reo ny vaovao ☺️Tsara be dôly 😍 Dispo Fianarantsoa
01/07/2026

Mangatsika ny andro d reo ny vaovao ☺️
Tsara be dôly 😍
Dispo Fianarantsoa

Robe tsara be dôly fa jereo zay mety 🥰 Dispo Fianarantsoa Mp fa mora be reo
30/06/2026

Robe tsara be dôly fa jereo zay mety 🥰
Dispo Fianarantsoa
Mp fa mora be reo

Address

Fianarantsoa
301

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tati shop - 301 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category