15/06/2025
🧢 Casquette Lamaody
Manampy "swag" amin'ny fitafianao andavanandro? Ity casquette ity no "touch" farany ho an'ny "look"-nao! Mety ho an'ny lehilahy sy vehivavy, tonga lafatra amin'ny streetwear, vakansy, na "shooting" tsara endrika.
✅ Design original
✅ Mety amin’ny karazana fitafiana rehetra
✅ Mahazo aina, mora ampifanarahana
✅ Kalitao tsara, maharitra
📦 Vidiny : 55 000 Ar
📍 Livraison (Fort Dauphin) sy manodidina
🔥 Stock voafetra – Avia alohan’ny ho lany!
📩 Mifandraisa aminay ao anaty DM raha mila fanazavana fanampiny.