27/01/2026
🎉🎉TE HANAO SAVON MIAVAKA ! VITA AO ANATI'NY FOTOANA FOHY , SY TSARA KALITAO ,AZO ANTOKA VE IANAO??? 🎉🎁
Aza Misalasala fa efa Disponible de suite foana ny ORIGINAL BASE DE SAVON TRANSPARENT IMPORTER annn!!!
Ho anareo Orinasa ,Olon-tsotra,Mpanao Asa tena , Mpanao Produit Cosmetique , Client(e) rehetra.
TOMBONY @ FAMPIASANAO AZY :
👉Mampiavaka ny vokatrao mba ho tsara kalitao kokoa Satria tena ankora voafantina tsara ,Mandalo labo ,Ary ⚠️PH neutre :
❗❗Tsy misy fofona
❗❗tsy misy Loko ( manopy mavo ,maron sns....)
Mitovy tsy misy valaka @ nen'ny Aroma Zone izy Io .
👉Tena tsy mandany fotoana satria temps de pause 20 mn dia Vita ny Savon anao ✨🎀
Ary tonga dia Azo ampiasaina na Amidy avy hatrany ♥️
👉Azo hatao fitadiavam-bola sy vadin'Asa tsara @ zao taona vaovao izao 🎉🎉
👉Base Neutre @ maha Base Original azy Dia
Azon'ny Ankizy ampiasaina ihany koa hanaovana Travail Manuel sns....🎉
Tena Azo antoka 100% ,misy Fiche technique satria laboratoire avy any Ivelany mihintsy no manao Azy . ( Garantie tsara )
💫Azonao hafangaro :
@ ankora voajanahary = Argile ,charbon ,café , Rose ,lavande , sns.....
💫Azonao hanaovana :
- Savon de beauté
-Savon Personaliser
-Savon de Visage ( Anti- Age ,Anti- Ride ,Anti-Acné .....etc). & Corps ( Savon de toilette ,savon d'hotel etc....)
-Shampoing Solide
( NB : manome recette ,sy mampianatra Gratuit ny fampiasana azy izahay 🎁🎁 )
Raha mahaliana anao ny Original Base de savon transparent importer ,dia aza misalasala mandefa Mp na miantso
☎️☎️☎️03456 921 18
Format disponible :
✨200g
✨500g
✨01 kg
✨Lot de 10 kg( Misy Remise be)
🎁🎁Carton de 20 kg de chaque
🌹Manome Prix de gros izahay ann 🎀
🏍️🚘Manao Livraison
📦📦Mandefa any @ faritra rehetra.