08/03/2026
JESOA KRISTY NO LOHAN'IREO MARITIORA
Mba fantatrao ve fa :
dia maty martiora novelesina t@ sabatra fony izy tany Etopia
dia maty notaritin'ny soavaly eraky ny lalana tany Alexandrie
maty nahatona t@ tady tany Grece
natao tao anaty menaka mandevy nefa tsy maty fa nalefa sesitany tany Patmos izay nanoratany ny boky Apokalipsy
dia nofatsihina t@ hazo miendrika X ary ny lohany no natao ambany
dia nalatsaka avy eny @ tampon'ny tempoly ka rehefa tsy maty dia nokapohina mandrapahafatiny
zanak i Zebedio dia notapahin-doha nefa mbola nahatarika ny miaramila romana niambina azy talohan'ny nahatapaka ny lohany
dia nokapohina mandrapahafatiny
dia nofantsihina t@ hazo miendrika X tany Patras Grece rehefa avy nokapohin'ny miaramila 7
dia maty voatsatoka antsy rehefa andeha hitory tany Inde
(tsy Iskariota) dia maty notifirina t@ zana-tsipika (flèche)
(ilay nisolo an i Jodasy) dia maty notorahim-bato sy notapahin-doha
dia nogadraina nampijalina notampahin-doha
«Dia hoy Jesoa t@ izy 12 lahy: hianareo koa va mba te hiala? Ary hoy Simona Petera Tompo o! Hakany @ iza moa izahay?» Jaona 6:67
«Fa na iza na iza no ho menatra Ahy sy ny teniko dia ho menatra azy kosa ny Zanak'olona raha avy @ Rainy ary ny anjely masina» Lioka 9:26
Mety ho fahoriana tsy azon'ny nofo zakainy ny fanarahan-dia ny Tompo nefa fiadanana tsy takatra eritreritina koa no entiny
Apokalipsy 2:10
Hitahy anao anie Ilay Andrian'ny fiadanana😇😊😇