IRPNA Création

IRPNA Création Specialité .
👉Vêtement Homme.👌👌

Ndao amzai😁😁👔👔👗
29/06/2026

Ndao amzai😁😁👔👔👗

Ho antsika liana sy te hianatra zaitra..Efa misokatra ny fandraisana mpianatra ato amin'ny Irpna Formation..Ianarana ny ...
14/08/2025

Ho antsika liana sy te hianatra zaitra..
Efa misokatra ny fandraisana mpianatra ato amin'ny Irpna Formation..Ianarana ny karazana "la mode" rehetra.
Toy ny :
👉Chemise👔
👉Pantalon👖
👉Jupe
👉Robe👗
👉Veste
Misy karazany 3 fampianarana.
✍️Cours normal
✍️Cours spécial samedi
✍️Cours spécial costard
Aza misalasala manantona anai raha toa ka liana ianao ary e..
Tel : 0333518136 /0348247545
🏠 : IMERINTSIATOSIKA
Rentrée : 01 septembre 2025.
Durée : 4 mois
BY IRPNA CRÉATION

Ho antsika izay mikarakara na hamonjy fety am volana Mai. Juin sns any dia aza misalasala manatona anai fa efa mandray c...
16/04/2025

Ho antsika izay mikarakara na hamonjy fety am volana Mai. Juin sns any dia aza misalasala manatona anai fa efa mandray commande izahay. Costard 2 pièces ou 3 pièces
👗. Robe
👔.chemise Gillet
👖.pantalon
Tongava fa vonona ny hanome fahafaham po anareo izahay e. 😁😁👊

Veste mihaja be...Aza tara an..Efa ho avy eo ko ny chemise marobe an.. ☺️
06/12/2024

Veste mihaja be...
Aza tara an..
Efa ho avy eo ko ny chemise marobe an.. ☺️

Hafaliana fona miaraka am asa tanana.. 🤗😎😊
27/10/2024

Hafaliana fona miaraka am asa tanana.. 🤗😎😊

18/09/2024

Ho antsika liana na te hahay zaitra...
Misokatra manomboka izao ny fianarana zaitra ato am IRPNA CREATION..
Ireto avy no hianarana:
✂CHEMISE
✂PANTALON
✂JUPE
✂ROBE
Aza tara fa voafetra ny toerana an..
Ny fidirana dia manomboka ny volana OCTOBRE 2024..
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miditrav mp na miantso avy hatrany.
📱:0348247545/0333518136.
Toerana:Imerintsiatosika.
Mirary soa ary oo🙂🙂🙂

Ho avy tsy ho ela ny tolotra vaovao be fa aza miala alavitra tsony a..🙂👊🏻Ho anareo tia la mode  reo..
18/09/2024

Ho avy tsy ho ela ny tolotra vaovao be fa aza miala alavitra tsony a..🙂👊🏻
Ho anareo tia la mode reo..

Address

Imerintsiatosika

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when IRPNA Création posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share