07/08/2025
🧘♀️ RENY MIASA VE IANAO?
Fa te hihena, ho matanjaka, sy hifaly amin'ny tenanao indray? 😍
Manomboka rahampitso, hizara exercice tsotra azo atao ao an-trano aho — natao manokana ho antsika reny miasa, na dia tsy manana fotoana be aza.
🎯 Tsy mila fitaovana
🎯 Tsy mila toerana malalaka
🎯 Fa tena mahery sy manampy amin'ny fihenan-danja sy tonification
👚 Ary ho tonga lafatra kokoa ny motivation raha manao tenue de sport tsara sy maivana avy ato MIDO STYLE a !
Tenues natokana ho an'ny reny miasa:
💥 Mora diovina
💥 Mahazo aina
💥 Mampitombo fahatokisan-tena
📩 Afaka manafatra mivantana amin'ny message raha tianao!
➡️ Araho ny pejy fa rahampitso dia iantsorohana miaraka ny dingana voalohany!