Tiasoa Crafts & Clothing

Tiasoa Crafts & Clothing Crafts & Clothing
Artisanat & Habillement

Pour nous les jeunesNouvelles opportunités ce mois avec  au Stade
30/01/2026

Pour nous les jeunes

Nouvelles opportunités ce mois avec au Stade

15/01/2026
Tena ilaitsika ity
27/06/2025

Tena ilaitsika ity

🎖 Rehefa tsy misy leadership dia mitovy amin'ny sambo tsy misy kapiteny ny orinasa: samy mivohy mankany amin'izay tiany = ilay sambo nefa tsy mankaiza mankaiza akory…

Misy tsy mety ny fitarihanao raha:

- mivadika zone de guerre ny toeram-piasana fa tsy edena maha-te honina intsony

- tsy "productif" arakan'ny tokony ho izy ny mpiasanao

- mila baikona ny mpiasa vao miasa

- tsy sambatra ny mpiasanao rehefa miasa

- tsy tiany ny asany

- lasa norme ny médiocrité ao am-piasana, izany hoe: manao ny strict minimum asa sisa ry zareo

- tsy maha-enjika deadline tokony ho voaenjika mihitsy ry zareo rehefa tsy hambenana

- rehefa eo ianao dia miforitra ny mpiasanao

- rehefa tsy eo ianao dia mifosa- ratsy anao ny mpiasanao

- misy miala amin'ny asany foana ao amin'ny orinasanao…

Hijanona hiaritra an'izany ve ianao sa handray fanapahan-kevitra amin'izay?

Hitsahatra izany rehetra izany rehefa mifoha ilay "leader" matory ao anatinao

Te hahomby ve ianao amin'ny fitondrana olona?
Ndao hianatra leadership

Tianao mba hivadika ho "machine performante" amin'izay ve ny ekipanao?
Te ho hajaina sady tiana ary hankatoavina ve ianao?
Ndao hianatra leadership

Te ho mpitarika mpitondra fiantraikany ve ianao?
Ndao hianatra leadership

Ny leadership dia tsy zavatra "facultatif" fa io no "colonne vertébrale" an'ny fandraharahana.

Raha miditra mp zao dia izao avy hatrany ianao amin'izao fotoana izao dia misy fanomezana miandry anao ao amin'ny message privé ao.

☎️ 034 11 250 00

18/06/2025

Mankahery ireo fianakaviana namoy havana tamin ny Lanonana Birthday party teny ambohimalaza
Atra anie hanasitrana ny fo maratran ny fisarahana

18/09/2024

New project

Loading.....

Bon volMisaotra an Tanjona Malala nisafidy ny  Tiasoa Crafts & Clothing.Tongava soa dia mirary soaMankasitraka ireo nama...
22/01/2024

Bon vol

Misaotra an Tanjona Malala nisafidy ny Tiasoa Crafts & Clothing.
Tongava soa dia mirary soa
Mankasitraka ireo namana efa namandrika sahady

Oavy tsy ho ela ny komandinareo



Misasaka sahady ny volana JanoarySamy miezaka hitondra zavabaovao hahatonga ity taona ity Zina sy Feno fahombiazanaMirar...
17/01/2024

Misasaka sahady ny volana Janoary

Samy miezaka hitondra zavabaovao hahatonga ity taona ity Zina sy Feno fahombiazana

Mirary soa ny rehetra

Tsara ery ity tovovavy anatiny ity t-shirt brodé ity. Ianao koa efa tsara fa ampisongadina ny hatsaranao ny akanjo Tiasoa Crafts & Clothing

Any amin ny MP sika manohy ny resaka



BonjourDernière parution sur Buongorno tv plus ofisialy pour cette année 2023.Comme tous les jeudis, nos animateurs mafa...
28/12/2023

Bonjour

Dernière parution sur Buongorno tv plus ofisialy pour cette année 2023.
Comme tous les jeudis, nos animateurs mafatifaty sont habillés par Tiasoa Crafts & Clothing.

Suivez nous en Live sur https://www.facebook.com/Tvplusmadagascarofisialy




Bonjour a tousN'oubliez pas notre rendez-vous sur Buongorno tv plus ofisialy demain pour voir notre nouvelle collection ...
13/12/2023

Bonjour a tous

N'oubliez pas notre rendez-vous sur Buongorno tv plus ofisialy demain pour voir notre nouvelle collection .

Tiasoa Crafts & Clothing habille encore l'equipe de Buongiorno demain 14 Dec 2023.

Merci a Buongorno tv plus ofisialy

Emission du 07 decembre 2023, Israel et Diary porte du Tiasoa Crafts & Clothing

Cliquez et Regardez https://www.facebook.com/Tvplusmadagascarofisialy/videos/241062962174635?locale=fr_FR

Salama. Tamberina ny Salon VoatraMankasitraka ny CCIA sy ny mpilatro Misaotra mitafotafo antsika nitsidika sy nanjifaAza...
08/11/2023

Salama.

Tamberina ny Salon Voatra
Mankasitraka ny CCIA sy ny mpilatro
Misaotra mitafotafo antsika nitsidika sy nanjifa

Aza adinoina ny manaparitaka ny Page

Address

Itaosy

Telephone

+261343668533

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tiasoa Crafts & Clothing posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tiasoa Crafts & Clothing:

Share