25/04/2025
🥰🥰♥️
Finaritra ry havana 😊!
🌻 Misy fotoana isika ilay miezaka ny ho mahitsy sy mitady ny hanao ny sitrapon’Andriamanitra fatratra iny no ampiasain’i satana koa ny manodidina hamingana sy hanao izay hahatafitohana antsika ho tafalatsaka ao anaty fahotana 🤨.
💡Raha sendra izany ianao dia mitsahatra, mivavaha toy ity nataon’ny mpanao Salamo ity:
🕊« 𝐴𝑚𝑜𝑟𝑜𝑛𝑦 𝑓𝑜 𝑚𝑎𝑑𝑖𝑜 𝑎ℎ𝑜, 𝐴𝑛𝑑𝑟𝑖𝑎𝑚𝑎𝑛𝑖𝑡𝑟𝑎 𝑜̂; 𝑎𝑟𝑦 ℎ𝑎𝑣𝑎𝑜𝑧𝑦 ℎ𝑖𝑜𝑟𝑖𝑛𝑎 𝑚𝑎𝑟𝑖𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑎ℎ𝑖𝑘𝑜 𝑎𝑡𝑜 𝑎𝑛𝑎𝑡𝑖𝑘𝑜. »
— Salamo 51:10
👉 Mba tsy i satana (amin’ny alalan’ny teniteny foana na lolom-po na na ota hafa…) fa Andriamanitra (ny fahendreny sy ny fitiavany ary ny gamelan-keliko…) no handresy eo amin’ny fiainantsika.
Samia mahereza, tahian'ny Tompo manokana ianao sy ny ankohonanao 🙏.
👉 Hanasana anao hatrany ny fanarahana ny Pejy , tsindrio ny bokotra "Suivre" 🙏