Shop Ze-ilaina

Shop Ze-ilaina Mora entana 💯 Majunga 🎯

😍 Fête des Mères 😍🧭Majunga, Arrivage miavaka @ ilay tsara ihany ny antsika 🤩.. Tee-shirt dispo à toute taille S, M, L, X...
25/04/2026

😍 Fête des Mères 😍
🧭Majunga, Arrivage miavaka @ ilay tsara ihany ny antsika 🤩..
Tee-shirt dispo à toute taille S, M, L, XL, XXL 👕
Vidiny: 22.000Ar 😍.. Ny antsika mora fona 🫶
Alefaso ny commande 🔖

🎯KAPILA MORA🎯Kapila en mélamine, @ maha Mélamine azy zay dia :✔️Mafy tsara, tsy mora vaky ôtrany vilia bakoly✔️Ngeza afa...
24/04/2026

🎯KAPILA MORA🎯
Kapila en mélamine, @ maha Mélamine azy zay dia :
✔️Mafy tsara, tsy mora vaky ôtrany vilia bakoly
✔️Ngeza afaka ihinana
✔️Mahazaka mamay
✔️Matevina tsara
Vidiny mora : 5 pièces/ 20.000Ar 😮
Araraoty fa ny antsika ny mora hatrany 💯
Alefaso ary ny commande 🔖

⭕ ARRIVAGE VAOVAO BE ⭕Hoantsika eto Mahajanga sy ny manodidina, tonga ty lay *Tennis* Marque ✔️Nike✔️@ ilay qualité tena...
24/04/2026

⭕ ARRIVAGE VAOVAO BE ⭕
Hoantsika eto Mahajanga sy ny manodidina, tonga ty lay *Tennis* Marque ✔️Nike✔️@ ilay qualité tena tsara nef mora..
Ef mis loko maro isan-karazany izay ilahinao..
Vidiny mora no zakan' rehetra : 40.000Ar
Mis prix de gros ihany koa hoan'zay haka plus de 3pcs 😁
✔️Mora ny antsika rah ampitahana @ hafa..
Ataovy n commande nao 🔖

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shop Ze-ilaina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share