25/11/2025
𝗧𝗢𝗠𝗕𝗢𝗟𝗔 𝗡𝗢𝗘𝗟🎉
Tsapatsapao sao dia mba ianao no tsara vintana hahazo ity TABLETTE afaka atao KADOA hoan'Ankizy amin'ny NOEL ity.
🥰TABLETTE miisa TELO ary OLONA TELO izay tsara vintana no hotolorana azy.
🔰FITSIPIKA : - Olona iray = Ticket TOMBOLA 01
- Olona maka Gros +10pcs = Ticket TOMBOLA 02
Ny fisarihana dia ny 24 Decembre hoavy izao.
Manerana ny Boutique Cameleon dia samy hisy tapakila afaka raisina rehefa mividy Produits ao ianao manomboka ny farany herinandro.
Ianareo izay any amin'ny faritra kosa dia afaka mandray anjara avokoa.
RAHAMPITSO DIA EFA AFAKA RAISINA AO ANTSAKAVIRO NY TAPAKILA REHEFA MANJIFA IANAO.🎟️