𝑇𝑒𝑎𝑚 𝑀𝑎𝑟𝑜𝑙𝑜𝑘𝑜

𝑇𝑒𝑎𝑚  𝑀𝑎𝑟𝑜𝑙𝑜𝑘𝑜 Team d’artisans formés et unis pour un artisanat éthique et durable.

24/03/2026

Mankasitraka indrindra ny Malala Sisters nanaiky niaraka nianatra taminay nandritra izay volana maromaro izay.

Anisan'ny formation noraisin'ny MAROLOKO ny fahaizana mampita ny tiana ambara, natao hanampy anay amin'ny fizarana ny fahalalana anananay.

Koa samia mijery finaritra ary oooo ✨

Miarahaba oooo👐Tontosa soamantsara ny "remise des certificats" ho an'ireo mpanao asa tanana mpikambana ato amin'ny MAROL...
23/03/2026

Miarahaba oooo👐

Tontosa soamantsara ny "remise des certificats" ho an'ireo mpanao asa tanana mpikambana ato amin'ny MAROLOKO. Izany dia noho ireo formation maro be izay narahanay nokarakarain'ny Ministère du Tourisme et de l'Artisanat - Madagascar sy ny .

Tsy izany ihany anefa annnn...
Nisy ihany koa ny fanaovana sonia ny convention izay mamaritra ankehitriny fa misy ny atao hoe "LABEL MAROLOKO"

: clôture d’un projet en faveur des artisanes du raphia

Le 5 mars 2026 à Mahajanga, la cérémonie de clôture d’un projet dédié à la professionnalisation des artisanes du raphia s’est tenue en présence des autorités publiques et partenaires ( ).
Ce programme initié par le à travers la Direction Générale de l'Artisanat a permis de renforcer les compétences des bénéficiaires, d’améliorer leurs activités et de faciliter leur intégration dans l’économie formelle.
À travers cette initiative, le secteur artisanat franchit une étape importante vers un développement plus structuré et durable.





Fantatrao ve ny Team MAROLOKO?🌈Izahay dia fivondronan'ny mpanao asa tanana maromaro eto Mahajanga izay nisitraka fiofana...
04/03/2026

Fantatrao ve ny Team MAROLOKO?🌈

Izahay dia fivondronan'ny mpanao asa tanana maromaro eto Mahajanga izay nisitraka fiofanana manokana nokarakarain'ny Ministère du Tourisme et de l'Artisanat - Madagascar sy ny nandritran'ny volana maro tamin'ny taona 2025.✨

Raha mbola te ahafantatra anay bebe kokoa ary de manasa anareo tsy hiala alavitra ny pejy ny ZOMA 6 MARS ho avy izao fa ho tontosaina amn'io ny fanolorana "Taratasy fanamarinana fiofanana" (Certificat de formation) ho an'ny mpikambana tsirairay. 📜🎖️

Faly Miarahaba antsika rehetra izahay Maroloko oooo...Mialohan'ny hanaozana ny catalogue dia hisy ny fizarana ireo pejy ...
12/02/2026

Faly Miarahaba antsika rehetra izahay Maroloko oooo...

Mialohan'ny hanaozana ny catalogue dia hisy ny fizarana ireo pejy izay mandrakitra ny entana vokarinay nadritra iny 2025 iny. Koa dia manasa anareo hanarak tsy tapaka ary ooo✨

Faly Miarahaba amtsika rehetra indray izahay ato amin'ny  Team Maroloko o..🎉👐✨ Torohevitra Kely no arosonay anareo andro...
09/02/2026

Faly Miarahaba amtsika rehetra indray izahay ato amin'ny Team Maroloko o..🎉👐

✨ Torohevitra Kely no arosonay anareo androany mahakasika ny lanjan'ny vokatrao.

Tsara ho fantatrareo fa tsy vokatra fotsiny no amidin’ny mpanao asa-tanana fa tantara ihany koa:
👉 Iza no nanao azy ?
👉 Inona ny akora nampiasaina ?
👉 Nahoana no io endrika io no nisafidinao ?
👉Inona ny Akora nandokona?

Ny anay ireto dia samy amin'ny tantarany avy ary samy amin'ny lanjany ihany koa.

💬 Inona ary no mba tantaran’ny vokatrao ? Zarao ato amin’ny commentaire hoe hifanakalozantsika hevitra 😊...

17/12/2025

Ny Maroloko dia nandray fihofanana maro isankarazany nandritran'ny volana maro maro, ka mahatonga azy ireo hanana traikefa amin'ny fampitana ireo fahaizana efa hanany💯

15/11/2025

Tongasoa indray eto amin'ny tontolon'ny MAROLOKO 🧶🪡.

Hitantsika eto indray ny tafatafa niarahana tamin'i Annie izay mpikambana ato aminay manambara ireo tombotsoa sy fahalalana azony nandritran'ny fiofanana volana vitsivitsy lasa izay 💯

Manasa anao ary hanaraka hatramin'ny farany mba hafantaranao ihany koa ireo teboka manandanja ao anatin'ny tontolon'ny asa tanana ✨

Ny fahaiza-mitantam-bola dia iray amin’ireo hery lehibe indrindra hanatsarana ny fiainan’ny mpanao asa tanana sy ny vond...
13/11/2025

Ny fahaiza-mitantam-bola dia iray amin’ireo hery lehibe indrindra hanatsarana ny fiainan’ny mpanao asa tanana sy ny vondrom-piarahamonina. 💪💰
‎Tsy ny fitanana taratasy fotsiny, fa ny fahafantarana ny fomba fampiasana sy fanapariahana ny vola mba hahazoana tombony sy fandrosoana.

‎Tamin’ny alalan’ity fiofanana ity, ny ekipan’i Maroloko dia nianatra ny fomba hanoratana bokim-bola, hitahirizana vola amin’ny fomba mahomby, ary handrafetana tetibola ho an’ny asa sy ny fiainana andavanandro. 🌾📘

‎Izay mahay mitantam-bola dia mahay manangana ho avy matanjaka, satria ny fahendrena ara-bola no fototry ny fahaleovantena sy ny fitoniana. 🌞✨

Tontolon’ny fenitra — toerana iray mampahatsiahy antsika fa tsy ampy ny fahaiza-manao raha tsy ampiana fahitsiana sy kal...
08/11/2025

Tontolon’ny fenitra — toerana iray mampahatsiahy antsika fa tsy ampy ny fahaiza-manao raha tsy ampiana fahitsiana sy kalitao.
‎Ao amin’ny Team Maroloko, mino izahay fa ny fenitra no fanalahidy haharetan’ny asa tanana Malagasy 🇲🇬✨

‎🧵 Isaky ny asa vita tsara, dia dingana iray manakaiky kokoa amin’ny fampandrosoana sy fankasitrahana ny asa tanana.

Ministère du Tourisme et de l'Artisanat - Madagascar
Office du Tourisme Majunga, Madagascar
Secret d'artisan

Teknika fanodinana sy fampiasana am-piheverana ny rofia 🌿”‎Ny rofia dia loharano manan-danja amin’ny asa-tanana Malagasy...
30/10/2025

Teknika fanodinana sy fampiasana am-piheverana ny rofia 🌿”
‎Ny rofia dia loharano manan-danja amin’ny asa-tanana Malagasy. Ity fiofanana ity dia natao hampitombo fahalalana sy fahaiza-manao amin’ny fanodinana azy amin’ny fomba maharitra sy manaja ny tontolo iainana. 💪✨

‎👉 Misaotra ny mpampiofana Better Work sy ireo mpiara-miombon’antoka amin’ny fanohanana ny asa-tanana eto Madagasikara.

Address

Mahajanga
401

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝑇𝑒𝑎𝑚 𝑀𝑎𝑟𝑜𝑙𝑜𝑘𝑜 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share