For Jesus-Christ

For Jesus-Christ Toy izaho aho anio satria nohazoniny

21/07/2026

❤️Ieu tsy maintsy hidirako ny fiainanao satria ianao mbola tsy manana an’i Jesosy 🫣❤️🫶
🫶Antony iray ☝️satria Ianao mbola tsy manana an’i Jesosy🫶Tia anao Jesosy🙋‍♀️❤️

18/06/2026

❤️Mahaiza Misaotra Ny Tompo @ zavatra rehetra 🙏

11/06/2026

Raha reraka aho dia Anao no nanome hery ahy🙋‍♀️Raha Kivy aho dia Anao no nampitraka ahy🙋‍♀️Voninahitra ho Anao irery ihany Andriamanitra o!🙋‍♀️🙏❤️😩

10/06/2026

Fanahy Masina o🙏ampianaro aho hahay hitondra ny fiainako miaraka Aminao 🙏🫶

09/06/2026

Jesosy o❤️za dia matoky Anao 🙏za dia hisafidy ny hatoky Anao foana🙋‍♀️🫶

06/06/2026

❤️Tia anao Jesosy🙋‍♀️❤️🫶

04/06/2026

🌺Misy tombotsoa eo @ fiainanao Ve ny fivavahana????
✅Tsy misy olona mahay mapiditra olona any an-Danitra hafa tsy Jesosy irery ihany ✅
✅Ny fidirana any an-Danitra dia tsy ny zavatrin’ny tany ✅
❤️Valin-teny mamy kely 🫶hihi

03/06/2026

Rehefa ao io fitiavana io dia tena mandeha tsara ny zavatra rehetra 🙋‍♀️❤️🫶Tia anao Jesosy ❤️

02/06/2026

❤️Mihainoa finaritra ooo🙋‍♀️❤️

29/05/2026

❤️Ieuuu!Ny fitiavana hitiavana an’i Jesosy nataony ato anatiko🫶Ny fitiavany ahy nataony ato anatiko❤️ary ny fitiavany ny fanahinao mba tsy ho very dia nataony ato anatiko koa🙋‍♀️❤️

Address

Mahajanga

Telephone

+261325931807

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when For Jesus-Christ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to For Jesus-Christ:

Shortcuts

Share