Läylãh Chãrïlæh

Läylãh Chãrïlæh Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Läylãh Chãrïlæh, 0346707860, Manakara.

20/07/2024
Magnifique couple❤💍
12/07/2024

Magnifique couple❤💍

✅Aza manao tahaka ny atody, rehefa mianjera dia tsy tafarina intsony, fa✅Manaova tahaka ny baolina sponde, arakaraky ny ...
12/07/2024

✅Aza manao tahaka ny atody, rehefa mianjera dia tsy tafarina intsony, fa
✅Manaova tahaka ny baolina sponde, arakaraky ny hianjerany mafy no hiakarany ambony kokoa,

Enao koa tahaka izany! arakaraky hamafin'ny dona mahazo anao no tokony hanananao hery hiezahana noho ny teo aloha !

Ny fiainana manko tsy voatery hifanaraka amin' izay noeritreretitsika foana, kanefa na inona na inona miseo dia manàna foana herim-po mba tsy ho kivy fa handroso hatrany.

Efa niainanao ve ilay hoe nivarotra hani-masaka dia tsy lany akory ny atsasany ary maty antoka?

Efa niainanao ve ilay nanangom-bokatra,na mba niopy akoho, nanatena hivarotra lafo mba hahazo tombony kely kanjo voamaika nidina ny vidin'entana ?

Efa niainanao ve Ilay voafitaka,nisy nisoloky,nisy nangalatra ka very izay vola kely sisa tahiry?

Fantatrao ve fa efa nandalo an'ireo avokoa ireo olona rehetra mahomby sy misongadina hitanao ankehitriny ?

Noho izany, mila fantatrao fa lalana io, andalovana fotsiny fa tsy hijanonana mandrakizay, lalana , fa tsy lalana mahavery, tsy mahapotika fa afahanao hiarina sy handroso kokoa noho ny hatrizay.

Hoavy ny andro, ho lasa témoignage mafonja be hampahery ny hafa ny zavatra mafy rehetra nolalovanao ☺️

Fa androany aloha, miareta kely, mianàra foana, mampiàra ireo lesona voarainao, mahaiza mifehy tena ary manaova dingana tsikelikely mandrapahatratra ilay tanjona.

Indrana

Idée cadeau📷
07/07/2024

Idée cadeau📷

J'ai grandi en regardant ma mère gérer tous les obstacles que la vie lui a lancées. Je suis sûr qu'elle a pleurée pour d...
06/07/2024

J'ai grandi en regardant ma mère gérer tous les obstacles que la vie lui a lancées. Je suis sûr qu'elle a pleurée pour dormir d'innombrables nuits, mais elle s'est quand même levée tous les matins et a fait un travail incroyable en nous élevant. Je ne pourrais jamais être faible. J'ai appris du meilleur.❤✊🏾

Raha mbola tsy vonogna amin'ireto ela aza mbola manambady sy mitéraka Bro : 👉 BAILLEUR DE FOND ela satria mamatsy vola h...
05/07/2024

Raha mbola tsy vonogna amin'ireto ela aza mbola manambady sy mitéraka Bro :

👉 BAILLEUR DE FOND ela satria mamatsy vola ho an'izay filàgna jiaby antragno ela na ambony karama nohon’Ela aza rafotsy🤵🏻‍♂️

👉 MPAMONJY VOINA ela satria ela no antsovigna voalongany vô misy rah hafahafa Na tsy mahazatra antragno, ia fa na de kalalao tafakatra andatabatra 👨🏻‍🚒

👉 SÉCURITÉ ELA satria vao misy mikorotandrotana ako ivelany ako, Na mivovoa ny kiva am’ aligny defa ela fohazigna👮🏻‍♂️

👉 TRADUCTEUR ELA satria vô misy teny tsy hay antragno défa ela hagnontaniagna ny dikan'igny, latsaka ambany ela prof de langue 🤣

👉 AIDE SOIGNANT ELA satria vao misimisy mananosarotra ny fagnomiazagna fanafody defa ambeso an'i Papa 🧔

👉 SURVEILLANT GENERALE ELA satria ela no miantoka ny firindran'ny fihenagna ao antragno amin'ny ankapobeny 👮🏻‍♂️

👉 BABY SITTER ELA satria vao malaigny homagna ny zaza defa fahanan'i Papa Zay 👨🏻‍🍼

👉 DEPANEUR ELA satria vao misy simba ao antragno defa asaivo hamboarin'i Papa 🕵🏻

👉 HERO ELA satria ela no reharehan'ny ao antragno
, Rehareha ho antsika raim_pianankaviana izany rehefa atao ampitiavana 🥰❤️

Beaucoup de gens gardent leurs sentiments pour eux parce qu'ils sont fatigués de les avouer à la mauvaise personne😴🖤
05/07/2024

Beaucoup de gens gardent leurs sentiments pour eux parce qu'ils sont fatigués de les avouer à la mauvaise personne😴🖤

ZARAZARAO FA MAHASOANy rano mafana no maha ela velona sy mahatanora lalandava noho ny rano mangatsiaka. ⛔Ny rano mangats...
01/07/2024

ZARAZARAO FA MAHASOA

Ny rano mafana no maha ela velona sy mahatanora lalandava noho ny rano mangatsiaka.

⛔Ny rano mangatsiaka indrindra ny eau glacée dia mampihena ny taona iainana; raha toa misotro ranom-boankazo mangatsiaka na glacée ianao dia:

✔️- Manakatona tampoka ireo veines efatra ao amin'ny fo ary miteraka crise cardiaque. Ny zavapisotro mangatsiaka no mitana ny laharana voalohany amin'io aretina fietsehin'ny fo tampoka io.

✔️- Miteraka olana eo amin'ny aty (foie) koa izy, mampiraikitra ny menaka ary ny akamaroan'ny olona natao transplantation ana aty dia vokatry fisotroana rano mangatsiaka avokoa.

✔️-Ny rano mangatsiaka dia mamely ny parois interne an'ny vavony ny tsinay kely ary ny tsinay be. Miteraka homamiadana rehefa ela ny ela.

👍Ny rano mafana sy ny fomba fisotroana azy:

- Na mahamay tahaky ny inona aza ny andro ka mangetaheta ianao dia rano manodidina ny 45°C eo no tokony sotroina.

- Mifohaza maraina dia misotroa efatra vera misy rano mafana na matimaty, mbola foana mantsy ny vavony amin'io fotoana io. Mety tsy ho vitanao ny hisotro indray mandeha izany efatra vera izany nefa kosa mandeha amin'ny fahazarana tsikelikely.

- Fanamarihana: tsy mihinana ninoninona mandritry ny 45 minitra taorian'ny nisotroanao ilay rano mafana.

Maro ny tombotsoa azo avy amin'ny rano mafana raha mahavatra misotro isa-maraina dia hilamina ireto areti-mandoza ireto ary ho sitrana tanteraka:
- Diabète 30 andro
- Aretim-bavony 10 andro
- Karazana cancer rehetra
- Tsy mazoto homana 10 andro
- Tranon-jaza sy ny mifanakaiky aminy 10 andro
- Olana ara menstruation eo amin'ny vehivavy 15 andro
- Aretin'ny fo 30 andro
- Aretin'andoha, aretin'atoka 3 andro
- Cholestérol, Asthme

Rehefa novakianao, dia aoka ho tsara fanahy mba hilaza kely hoe “misaotra” ary mba Zarao ity hafatra tsara mahasoa ity!

Aza tazomina ho an'ny tenanao irery izay zava-mahasoa hahavonjy aina.

Bonne chance à tous les candidats BEPC🙏
01/07/2024

Bonne chance à tous les candidats BEPC🙏

❤😭
29/06/2024

❤😭

Address

0346707860
Manakara

Telephone

+261346707860

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Läylãh Chãrïlæh posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share